Litera f
Fanatafoaka: (tafoaka) a. : Fomba entina manatafoaka, mampihoatra ny fefy, mampamorivory.
tohiny
Fanatahana: (tataka) a : Fandrovitana manaraka ny lavany; fanasiana loaka na banga na tatatra handehanan'ny rano.…tohiny
Fanatailana: (tailana) a, : Fomba entina manatailana, mandidy misomaradimbana. • p. t. : Azo tailanina.
tohiny
Fanatailanana: (tailana) a. : Fanaovana izay hahatonga tailana, vilana, somaradimbana.
tohiny
Fanataka: (tataka) a. : Fomba entina manataka, mandrovitra manaraka ny lavany. *P. t. : Azo tatahana.
tohiny
Fanatakibahana: (takibaka) a. : Fandoahana eny amin'ny takibany.
tohiny
Fanatakibaka: (takibaka) a. : Fomba entina manatakibaka, mandoaka eo amin'ny takibany.
tohiny
Fanatakibohana: (takiboka) a.: Fanidiana, fampihandronana.
tohiny
Fanatakiboka: (takiboka) a. : Fomba entina manatakiboka, manidy, manery tsy mamela hivoaka, mampihandrona.
tohiny
Fanatakikiana: (takiky) a, : Fampahalanian basana ,fambotriana.
tohiny
Fanatakiky: (takiky) a, : Fomba entina manatakiky, mambotry, mampahalany harena.
tohiny
Fanatakila: (takila) a : Fomba entina manatakila, manala ny antsasaky ny zavatra iraY.
tohiny
Fanatakilana: (takila) a. : Fanalana ny antsasaky ny zavatra iray, famelana ny antsasany.
tohiny
Fanatakitsohana: (tokitsoka)a.: Fandentehana sy fanizinana, fanatsobohana lalina.
tohiny
Fanatakitsoka: (takitsoka) a. : Fomba entina manatakitsoka, manatsoboka lalin, mandentika sy manizina.
tohiny
Fanatakizina: (takizino) a. : Fomba entina manatakizina, manao izay hahatakizina, izay hahafadiranovana.
tohiny
Fanatakizinana: (takizina) o. : Fanaovana izay hahamaizina;fanaovan izay hahatonga fadiranovana.
tohiny
Fanatakobahana: (tokobaka)a.: Fanetsiketsehana zavatra ao anaty rano, fanakobanana; fanetsiketsehana na fanaovana izay…tohiny
Fanatakobaka: (takobaka) a. : Fomba entina manatakoba- ka, manetsiketsika zavatra ao anaty rano, manakobana.
tohiny
Fanatakobohana: (takoboka) a. : Fametrahana ao anaty filanjana misy tafony na misarona; fanafenana anaty lamba.
tohiny