Litera f
Fanasamboritra: (samboritra) a : Fomba entina manasamboritra, manodidina lamba mafy ny valahana.
tohiny
Fanasampazana: (sampy) a.:Fametrahana zavatra hisavily er? am-bozona.
tohiny
Fanasampina: (sampina) a. : Fomba entina manasampina, manipy ny tendron'ny lamba iray ho eo ambony soroka. 1 p.t.…tohiny
Fanasampinana: (sampina) a : Fanipazana ny tendron'ny lamba iray ho eo ambony soroka.
tohiny
Fanasampotenana: (sampotina) a. : Fampisafotofotoana, fampisaritahana, fampisangodinana, fampitambolimbolenana.
tohiny
Fanasampotina: (sampotina)a: Fomba entina manasampotina, mampisafotofoto, mampisaritaka.
tohiny
Fanasana: (asa) a. : Fiangaviana am-panalana mba ho tonga handray anjara amin'ny sakafo na lanonana iray: Tsy…tohiny
Fanasanasana: (sanasona) o. : Fomba entina manasanasana, manokatra ny vava mitanatana be. ? p. t. : Azo asanasana.…tohiny
Fanasanasanana: (sanasana) a.: Fanokafana be, fanatanatanana.
tohiny
Fanasandovia: a. : Anaran-kafa iantsoana ny sevabe.
tohiny
Fanasangazona: (sangazona) a.: Fomba entina manasangazona, mamikitra amin'izay zavatra voaray.
tohiny
Fanasangazonana: (sangazona) o.: Famikirana amin' izay zavatra voaray.
tohiny
Fanasangerenana: (sangerina) a.: Fangoronana, famorimborenana (Iamba) manodidina ny tena.
tohiny
Fanasangerina: (sangerina) a. : Fomba entina manasangerina, mamorimborina (lamba) manodidina ny tena.
tohiny
Fanasangodina: (sangodina) a,: Fomba entina manasangodina, mampihodidina.
tohiny
Fanasangodinana: (sangodina) a.: Fampihodidinana.
tohiny
Fanasaohana: (saoka) a. : Fanampiana lamba amin'ny akanjo mba hanalalahana azy,
tohiny