Litera f
Fanakisahana: (kisaka) a : Famindrana toerana; fanosehana ho eo an-tsisintsisiny, fampihatahana.
tohiny
Fanakisaka: (kisaka) a. : Fomba entina manakisaka, mamindra toerana, na manosika ho eo an-tsisintsisiny, mampihataka.…tohiny
Fanakisolosolo: (kisolosolo) a.: Fomba entina manakisolosolo, manasolampilampy, manao izay hahavo ila ny tany iray.…tohiny
Fanakisolosoloana: (kisolosolo) a : Fanasolampilampiana, fanaovana izay hahavo ila ny tany iray.
tohiny
Fanakitakita: Fanitakita (kitakita) a. : Fomba entina manakitakita, manitakita, mandevilevy.
tohiny
Fanakitakitana: Fanitakitana (kitakita) a. : Famelivelezana,fandevilevena.
tohiny
Fanakitambiana: (kitamby) a. : Fanasiana kitamby manodidina (ny tena na olona).
tohiny
Fanakitamby: (kitamby) a. : Fomba entina manakitamby na manao kitamby,
tohiny
Fanakitoza: (kitoza) a. : Fomba entina manakitoza, mampihantona.
tohiny
Fanakitozana: (kitoza) a. : Fampihantonana.
tohiny
Fanakitrana: (kitra) a. : Fanakotabana, fanakotranana.
tohiny
Fanakitrana: (kitrana) a.: Fomba entfna manakitrana, mainpiady olona.
tohiny
Fanakitranana: (kitrana) a : Fampifampikasohana, fampanenoana, fampiadiana, farnpirisihana hiady.
tohiny
Fanakitrohana: (kitroka) a : Fanaovana izay hampifanizina; fampidilorana ny nify miady.
tohiny
Fanakitroka: (kitroka) a.: Fomba entina manakitroka, mampifanizina, na mampidilotra ny nify miady.
tohiny
Fanakiviana: (kivy) a : Fanaovana izay hahakivy, fanaketrahana.
tohiny
Fanakiviliviliana: (kiviliuily) a: Fanetsiketsehan-javatra (mihantona) hankatsy hankaroa, fanasaviliviliana, fampisaviliviliana,fanakipilipilizana.…tohiny
Fanakivilivily: (kiuiliuily) a : Fomba entina manakivilivily, manetsiketsika (zavatra mihantona) hankatsy hankaroa,…tohiny