Litera f

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fofo: ft. : Enti-milaza fikasana, fikendrena. 1 Fofoina, voafofo / mamofo, famofo, mpamofo I amofoana, famofoana…tohiny
Fofoana: a.: Faritra amin'ny tena hatreo amin'ny kibo ka hatreo amin'ny lohalika rehefa mipetraka mitorovoka…tohiny
Fofofofo: a.: Rivotra mitsoka mafy. 1 h.o.: Fanatonana an-kazakazaka mba hamely na hamono. 1 Hi.: Asa, fiezahana…tohiny
Fofohana: (fofoka) mt. ih, (fofohy): Asiana, velezina: Nofofohany daka ilay namany, / Voa, tratra, azo: Fofohan'…tohiny
Fofoina: (fofo) mt.ih. (fofoy): Kasaina ho vady: Nofofoindry Rakoto ho vadin'ny zanany io zazavavy io, 1 Kasaina,…tohiny
Fofoka: a.: Dona, fahavoazana, fahatrarana. 1 Sery be. 1 Fofohana, afofoka, voafofoka, tafafofoka f mamofoka,…tohiny
Fofona: a.: Vokatry ny fandrenesan'ny orona avy amin'ny poti-javatra faran'izay kitika kely tsy hita-maso izay…tohiny
Fofonana: na Fofonina (fofona) mt. ih. (fofony): Asiana fofon'aina na donafana setroka: Nofofonany setroka aho.…tohiny
Foforina: (fofotra) mt. ih. (fofory): Hetsehina mba hamoaka rivotra hitsoka afo: Tsy mbola azo foforina ny tafoforana.…tohiny
Fofosarita: a.: Ozona sy fihantsian-doza raha nanao velirano fahiny ka ny niaviany sy ny heviny dia angamba avy…tohiny
Fofotra: a.: Tsoka afo amin' ny tafoforana; fiezahana mafy. - t.i.f.: Foforina, afofotra f mifofotra, fifofotra,…tohiny
Fofotroke: (Ski) a.: Fivarotana zana-biby mbola any an-kibon-dreniny. tohiny
Fofy: a.: Taolana lavalava kely maranitra fisoritan'ny vehivavy ny volony rehefa manao volo. tohiny
Foha: a.: Fahatsiarovan-tena, fihiratana aorian'ny torimaso; fitsanganana avy eo ampatoriana. - t.i.f.: Fohazina,…tohiny
Fohatra: p:t.: Maty malazo, maina (filaza amin'ny zavamaniry). - F.-p,: Harongam-pohatra: levona, ringana tanteraka…tohiny
Fohazina: (foha) mt. ih. (fohazy): Tairina amin'ny torhnaso: Aza mbola fohazina izy fa vizana. 1 Tsahivina: Tsy…tohiny
Foheharina: (fohehatra) mt.ih. (foheharo): Ampahitana loza,angano. tohiny
Fohehatra: p.t.: Idiran-doza, iharam-pahavoazana. - t.i.f.: Mamohehatra / folieharina / mpamohehatra f mifohehatra,…tohiny
Fohina: (foka) mt. ih. (fohy): Trohina, sintonina: Fohin' ny hainandro ny ranonando. 1 Ritina: Fohin'ny tany…tohiny
Fohy: p, t.: Tsy lava, kely: Fohy loatra ny akanjonao, 1 Tsy maharitra, mora tapitra: Fotoana fohy taorian'izay...…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0362