Litera f
Fatratra: p.t.: Kanto, tsara tarehy aoka izany: Fatratra izany trano izany. e p.mt.: Aoka izany, izaitsizy: Miasa…tohiny
Fatrifotony: a.: Fomban-drandram-bolo iray: alaina ny volo dia aolikolika eo amin' ny fotobolo, saika mipetaka amin'ny…tohiny
Fatritra: P.t.: Ratsy fiaina, tsy tsars toetra, tsy maotina: Fatritran'olona ilay zazalahy iny, anaka, ka fadio…tohiny
Fatrofatro: p.t.: Dongadonga na dofodofotra, vaventy, matavy.
tohiny
Fatsafatsa: Be resaka sy mipentsompentsona tafahoatra. - t.i.f.: Mifatsafatsa.
tohiny
Fatsifatsy: a.: Vongambongana madinika fasipasehina. - t.i.f.: Mifatsifatsy 1 fifatsifatsy.
tohiny
Fatsora: p.t.: Fetsy, mahay mampiseho ny hafetseny na ny laingany amin'ny endrika somary hatsikana na be vazivazy;…tohiny
Faty: a.: Vatan'olona na biby tsy misy aina intsony: Misy fatin-tsaka ao atsinanan-trano oo. ~ Fahafatesana:…tohiny
Fay: p. t. : Tsy sahy intsony fa nahita fahavoazana; matahotra ka tsy sahy mamerina izay natao teo aloha…tohiny
Fay: a. : Karazan-trondron-dranomasina boribory saingy fisaka eo an-tampony ary kely lava ny rambony, —.~…tohiny
Fe: a.: Faritry ny rantsam-batana axnbany hatreo amin'ny valahana no ho midina ka hatreo amin'ny lohalfka.…tohiny
Fe: "Fa hoe" (teny ampiasaina eo anelanelan'ny teny roa mba hilazana fa anarany fotsiny ny teny lazaina…tohiny
Fe: Teny kely ampiasaina eo anelanelan'ny teny iray miverina indroa, ilazana toetra na asa tsy zarizary:…tohiny
Fefehina: (fefika) mt.ih. (fefeho): Vakina: Fefeho ireto otody roa ireto hoendasina. e Asiana, tefena totohondry:…tohiny
Fefena: (fefy) mt.ih. (fefeo): Asiana fefy, asianavala, asiana zavatra miaro manodidina: Hofefeko ny tanimboliko…tohiny