Litera f
Faritsoka: a.: Tsora-kazo malefolefo, rantsankazo fikapohana. - t.i.faritsohana, afaritsoka, voafaritsoka / mamaritsoka,…tohiny
Farombaka: a.: Fifanosehana hanao asa, haka zavatra, hiteny. - t.i.f.: Mifarombaka, fifarombaka, mpifarombaka 1…tohiny
Faroratra: a.: Zavatra maditidity miraikidraikitra. ~ Ny tadim-p olihala. - t.i.f.: Mifaroratra, fifaroratra, mpifaroratra…tohiny
Fary: a.: Zavamaniry toy ny bararata ny habeny, misy vaniny sy tonony, arj' fifiaka fa mamy ny ranony ka mahatonga…tohiny
Fasana: a.: Lavaka na toerana namboarina handevenana ny maty. - F,-p,: Fasana aniritra: fa-sana atao vonjimaika…tohiny
Fasehina: (fasika) p.t.: Be fasika, toa misy fasika: Tany fasehina izany tany at? izany, • H,o,: Masaisay sy maraorao,…tohiny
Fasika: o.: Potipoti-bato faran' izay madinika avy amin'ny tany: Afangaro amin'ny fasika ny simenitra. 1 p.t.:…tohiny
Fasina: o,: Fanononana ny hoe "fasana" taloha, na ankehitriny koa aza, amin'ny faxitany sasantsasany.
tohiny
Fasiny: (Ski) o.: IlaY hazo mitsangana eo amin'ny loha sy vodin'ny botry izay iadian' ny hazo-fisaky nY vatany.…tohiny
Fasiny: o,: Amin'ny hira misY feo maro, ilay fizarana na paritra tanan-dehilahy lehibe, eo anelanelan'ny torebiny…tohiny
Fasitara: a,: Lainga sy habobo entina hamitahana na handokadokafana: Olona be fast-tara koa Rangahy iny!
tohiny
Fatahorana: (tahotra) o,: Fivadiham po.
tohiny