Litera f
Faravodilanitra: a.: Ilay faritry ny lanitra er? amin'ny taza-maso, izay toa mikasika amin'ny tany: Efa hariva ny andro:…tohiny
Faray: a.: Korintsana fampiasan'ny mpively zavamaneno, vita amin'ny volotsangana (telo tonona); voan-javatra…tohiny
Faria: a.: Anarana niantsoana ny tanimbary taloha: Vaiamparia: Tany mamefy ny tanimbary tsy hikambana amin'ny…tohiny
Faribody: a.: Enti-milaza rano kely dia kely manarona f?tsiny ny fanambanin'ny siny na ny kapoaka na ny vera.…tohiny
Faribohitra: a.: Fizaran-tany kely indrindra ara-pitondrana iadidian'ny ben'ny faribohitra na ny mpiadidy.
tohiny
Faribolana: o,: Tsipika boribory feno tanteraka ka mitovy ny elanelan'ny teboka rehetra aminy amin'ny teboka iray…tohiny
Faridanonana: a.: Fahazavana hita misoritra manodidina ny volana indraindray.
tohiny
Farihy: a,: Tany lemaka lehibe feno rano mihandrona tsy mivoaka: Farihin'Alaotra. (Misy karazanY telo ny rano…tohiny
Farimaola: o.: Anaranaiantsoana ilay fary entina mihazakazaka ka enjehina mba ho azo raha misy hasoavana,toY ny…tohiny
Farimbona: a.: Fiaraha-manao. i Mifarimbona, fifarimbona, mpifarimbona I itarimbonana, fifarimbonana.
tohiny
Farina: p.t.: Tsy mahateny tsara fa toy ny migadragadra ny feo, tsy mahahira tsara: Voan'ny vovoka aho omaly…tohiny
Faritana: (faritra) mt.ih. (farito): Asiana faritra: Nofaritana ny tanimbolinay, 1 Ferana: Nofaritan'ny antenimieram-pirenena…tohiny
Faritanàna: a,: Fizaxazaran'ny tanàn-dehibe iray.
tohiny
Faritany: a,: Faritra,lehibe ao anatin'ny tany iray, manantoetxa sy fomba manokana, toy ny toetr'andro sy vokatxa,..:…tohiny
Faritra: a.: Ny sisin-javatra: Lazao aiza avy ny faritr'i Ratai-lao. ~ Fetra mamangitra zavatra iray: Asivo faritra…tohiny
Faritsohana: (faritsoka) mt. pdr. (faritsohy): Kapohina amin'ny tsorakazo, tehafina: Nofaritsohany tsorakazo, tehamaina,…tohiny