Litera f
Fanononkonona: (kononkonona) a.: Fomba entina manononkonona, na manafinafina.
tohiny
Fanononkononana: (kononkonona) a.: Fanafinafenan (zavatra) any anaty akanjo, fanakontakonana.
tohiny
Fanonorana: Fanonotana a,: Fanongorana vola.
tohiny
Fanonta: (tonta) a,: Fomba entina manonta, na manao printy gazety na boky. *p. t.: Azo atonta.
tohiny
Fanontana: (tonta) a.: Fanjerana: Fanontana kanonta. 1 Fanaovana printy boky na gazety: Trano fanontana boky. 1…tohiny
Fanontaniana: (ontany) a.: Fanaovana teny mila setriny na valiny: Nanao fanontaniana ilay mpandaha-teny fa tsy nisy…tohiny
Fanontonana: (tontona) a.: Fanakapohana, fanintsanana; fandonana amin-javatra; fanampiana.
tohiny
Fanontsana: (hontsana) a.: Fomba enti-manontsana, na manasa ny atin-javatra amin' ny fanontsankontsanana rano ao…tohiny
Fanontsanana: (hontsana) a,: Fanakorianan-drano ao anaty zavatra mba handiovana azy: Ilaina ny fanontsanana ny uaua…tohiny
Fanontsona: (hontsona) p. t.: A-zo hontsonina. ? a.: Fomba fane tsehana.
tohiny
Fanontsonana: (hontsona) a.: Fanetsehana.
tohiny
Fanopazana: (topy) a.: Fandefasana, fanatodihana ny maso mba hijery kely miserana: Fanopaza-maso indray mandeha…tohiny