Litera f
Fandrangitra: (rangitra) a: Fomba entina mandrangitra. ? p. t.: Azo rangitana.
tohiny
Fandrangotana: (rangotra) a.; Fandratrana amin'ny hoho.
tohiny
Fandrangotra: (rangotra) a: Fomba entina mandrangotra. 1 p. t.: Azo rangotina: Ny vato tsy fandrangotra
tohiny
Fandranitana: (ranitra) a.: Fanaovana izay haharanitra, na izay hahatonga mahery,
tohiny
Fandranitra: (ranitra) a.: Fomba entina mandranitra.
tohiny
Fandranoka: (ranoka) a: Toetran'ny zavatra na olona mandranoka, efa osa izaitsfzy.
tohiny
Fandrantirantiana: (rantirantY) a: Fampisehoana ho hita tsara miharihary; fametrahana amin'ny toerana avo ho hita tsara…tohiny
Fandrantiranty: (rantiranty) a: Fomba entina mandrantiranty, mametraka amin'ny toerana avo ho hita tsara.
tohiny
Fandrantoana: (ranto) a.: Fandehanana manao varotra any an-tany lavitra ny fonenan' ny tena; fandehanana any an-tany…tohiny
Fandrantsana: (rantsana) a.: Fomba entina mandrantsana.
tohiny
Fandrantsanana: (rantsana) a: Fanapahana rantsana: Amin' ny uolana jiona no fandrantsanana ny voaloboka.
tohiny
Fandrao: ppt. feh.: Teny entina milaza fanahiana na tahotra. ΒΆ M,h.: Sao dia, andrao, angoa: Matahotra aho fandrao…tohiny
Fandraofana: (raoka) a: Fanangonana amin'ny tanana; fipaohana, fifaohana zavatr' olona; famaboana (fananan' olona).…tohiny
Fandraoka: (raoka) a.: Fomba entina mandraoka, manangona be amin'ny tanana. 1 P. t.: Azo raofina.
tohiny
Fandraotana: (raotra) a: Fandaminana ny vola amm'ny fihogo na amin'ny fandraotra,
tohiny
Fandraotra: (raotra) a.: Fomba entina mandraotra. / Amboaran horona henjankenjana voafehy tsara toy ny kifafa kely…tohiny
Fandrapahana: (rapaka) a.: Fihinanana avy hatrany dia any am-bava.
tohiny