Litera f
Fandotsoana: (lotso) a: Fisian' ny nono betsaka tonga amin' ny nonon'ny vehivavy vao tera-bao. ? Izay rehetra omena…tohiny
Fandozoka: (lozoka) a.: Fomba entina mandozoka, na mametaka lozoka (vatan-kakazo misy loaka maromaro izay ampidirana…tohiny
Fandozorana: (lozotra) a.: Fanaovana rataY nahandro; fanaovana izay hampitarozaka raharaha iray.
tohiny
Fandozotra: (lozotra) a.: Fomba entina mandozotra na manao ratsy nahandro.
tohiny
Fandrabahana: (rabaka) a: Fanatsofohana, fampidirana, fandentehana.
tohiny
Fandrabaka: a: Fomba entina mandrabaka, manatsofoka, mampiditra, mandentika.
tohiny
Fandrabavy: a.: Fandraka lehibe na mivelabelatra ny lelany.
tohiny
Fandradahy: a,: Fandraka kely na etietY ny lelany.
tohiny
Fandrafetana: (rafitra) a: Fanamboarana zavatra amin'ny hazo: Fandrafetana latabatra. 1 Fanorenana: Fandrafetana trano,…tohiny
Fandrafitra: (rafitra) a.: Fomba entina mandrafitra.
tohiny
Fandrahana: (fandraka) mt.ih. (fandraho): Loahana, asiana ambaviny: Fandraho ity hazo ital. 1 H.o.: a) Resena lahatra,…tohiny
Fandrahana: (rahana) a: Fomba entina mandrahana, mampangotraka.
tohiny
Fandrahana: (Btm) maravo.
tohiny