Litera f
Fandoavana: (loa) a: Famoahana zavatra efa nohanina amin'ny vava indraY. * H,o.: Fanefana vola: Isaky ny fahafolon'ny…tohiny
Fandodonana: (dodona) a: Fampandehanana haingana, fampanaovana asa eo no ho eo avy hatrany.
tohiny
Fandohalihana: (lohalika) a: Fijoroan'ny tena eo ambonin' ny ampelandohalika ka miforitra any aoriana ny ranjo anankiroa.…tohiny
Fandohalika: (lohalika) a.: Fomba entina mandohalika.
tohiny
Fandohotse: (Ski) a: Rivotra malemilemy avy any avaratra (raha mafy izy dia atao hoe radraty na varapohè),
tohiny
Fandokafana: (doka) a.: Fanindrahindrana amin'ny fiderana, fandroboana.
tohiny
Fandokana: Fanadokana (do-ka) o.: Fandoahana na fandavahana vato mba hahazoana manapoaka azy.
tohiny
Fandokoana: (loko) a: Fanosoran-doko; fametahana amin'ny dity, lakoly, gilio...
tohiny
Fandokorohana: (dokoroka)a: Fanehoana endrika manjoretra, na manjokaiky.
tohiny
Fandonahana: (lonaka) a: Fanasiana zezika ny tany mba hahavokatra tsara.
tohiny
Fandonahana: (donaka) a.: Fanetrohana.
tohiny
Fandonana: (dona) a: Fanapehana, fanapohana: Mafy loatra ny fandonany ny uarauarana ka taitra niantsambotra aho.…tohiny
Fandorana: (dotra) a.: Fampirehetana, fandevonana amin' ny afo: Azo atao tsara ny fandorana ny foko.
tohiny
Fandosirana: (lositra) a: Fanalavitana haingana mba tsy ho tratra; fivoahana an-tsokosoko; fidifiana.
tohiny
Fandositra: (iositra) a.: Fomba entina mandositra, milefa, manalavitra haingana mba tsy ho tratra.
tohiny