Litera f

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Farana: a.: Fahatapahana, fahavitana, fampitoviana tantana: Tsy tsara farana it4 tsihy ital. Ahitsio
Faranana: voafarana, nofinarana I mamarana, famarana, mpamarana J amaranana, famaranana I mifarana, fifarana 1 ifaranana, fifaranana 1 mahafarana. Ahitsio
Faranana: (farana) mt.ih, (farano): Vitaina, taperina, asiana farany: Farano ny resaka fa efa lava loatra. ~ Alana ny romoromo aminy: Tsy nofarananao tsara ital boky it9. I Ampitoviana tantana: Nofaranany ny nifiny ka mahafinaritra ny mijery azy, Ahitsio
Farango: (Tsm) a.: Taolana lavalava noranitana ny tendrony roa, atao solom-pintana ka eo antenatenany no asiana ny kofehy: Indray takariva nandrahona: / Taitro ity sahona. / Fa tena mangeja, farango mandratra / Namely ny trotro. (Job. Rakotovao). Ahitsio
Farantsa: a.: Ariary volatsivaky. Ahitsio
Farany: (tara) p.t.: Aoriana indrindra amin'ny laharana, amin'ny fanadinana na fifanmanana: Ny Desambra no volana farany amin'ny tao-na. / I Naivo no farany ta`>nin'ny fanadinana tao. Ahitsio
Farara: a,: Karazan-javamaneno tsotra dia tsotra fa tahom-bary avy nojlnjaina no alain'ny ankizy ka tsofiny ataony kilalao; noho izany, amin'ny fararano ihany no misy azy: ankizy maro mihitsy indraindray no mampiaraka ka manorisory ny olondehibe; afa-tsy izany, nandrara ny zaza amin'ireny kilalao ireny ny Ntaolo fahiny raha tsy efa kelikely sisa ny vary eny an-tsaha, fa lazaina ho "nrampisy havandra". Ahitsio
Farara: a,: Karazan-javamaneno tsofina. fililiotra. Ahitsio
Fararano: a.: Fizaran-taona manarakaraka ny fahavaratra, izany hoe hatramin'ny fevrie ka hatramin'ny avrily eo ho eo: mihenkena hatrany ny orana ka izany no' nahatonga ny anarany hoe "fararano". Amfn'io fotoana io no fahavokaran'ny ankabeazan'ny hazo fihinam-boa ary fiakaran'ny vary vakiamblaty, ka izany no mahatonga ny teny fararano ho mitovy hevltra koa amin'ny hoe "hatondrahana": Imamo fararanon-tapfa, larivo faroranom-bahoaka. Ahitsio
Fararemotra: a: Ketrona hita amin'ny tarehy, toy ny an' ny olona te-hitomany noho ny harariana na fahavoazana na hakiviana. - t.i.f,: Afararemotra I mitararemotra, fifararemotra, mpifararemotra f ifararemotana, fifararemotana. Ahitsio
Farary: p.t.: Enti-milaza olona marary lava tsy mety salama. ΒΆ M.h,: Farofy, tsy salama, tsy seheno, mavozo, malemy, marisarisa,malovilovy, o-sa, saozanina, marary ovana, tsy matanjaka, mangorera, tsy mahazo nofo, malezolezo, marafoka, migidredro. Ahitsio
Farasisa: a.: Aretina toa mifamindra amin'ny ra mahatonga ho feriferena na ho sarotim-pery. Samy hafa ilay farasisa mahazo ny zazakely sy ilay farasisa azo avy amin ny firaisana. Ahitsio
Farataze: (Ski) a,: Gorodona farany ambanY indrmdra amin'ny samba na botry. Ahitsio
Faratenda: a.: Teny Uazana ny fihaonan'ny lalan-drivotra sy ny lalan-kanina. Ahitsio
Faratsahana: (faratsaka) mt. pdr. (farotsaho): Anipazana, itorahana, ampidirana. Ahitsio
Faratsahana: afaratsaka j mifaratsaka, fifaratsaka, mpifaxateaka 1 ifaxatsahana, fifaratsahana / mahafarataaka, Ahitsio
Faratsaka: a.: Fidirana tsy misalasala sy avy hatranY. Ahitsio
Faratsinaibe: a.: Ny masom-body. Ahitsio
Faravavy: a.: Ny vavy farany indrindra amin'ny zanaka vavy. Ahitsio
Faravazana: a.: Ny vazana farany indrindra. Ahitsio