Litera f

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Fantatra: mt.ih. fototeny:Hay: Teny tsy fantatro no nifam-Piresahany. 1 HaY ny anarany sy ny maha-izy azy: Fantatro ny rainao. - t.i.f.: Fantarina / mamantatra, famantatra, mpamantatra J amantarana, famantarana 1 mahafantatra / ahafantaran, fahafantarana. Ahitsio
Fantenana: (fantina) mt. ih, (fanteno): Fidina: Nofontenana izay mpianatra mahay mba hale fa handalim pahatzana any an-drenivohitra. ¶ M.h.: Fidina, jobonina, tsongaina, tsongoina. Ahitsio
Fantina: o,: Fifidianana, fakana izay tsara: Atao tarira fantina ny voankazo haondrana. i t. t, f.: Fantenana, voafantina, nofinantina / mifantina, fifantina, mPifantina / ifantenana, fifantenana 1 mahafantina. Ahitsio
Fantohana: (fantoka) mt. ih, (fantohy): Fantsihana: Nofantohany ilay hazo fisaka. ? Jerena maharitra: Nofantohany ny aarin'ny reniny. Ahitsio
Fantoka: a.: Fantsika. ~ Fijerena maharitra. - t.i.f,: Fantohana,afantoka, voafantoka I mamantoka, famantoka, mpamantoka 1 amantohana, famantohana / mifantoka, fifantoka, mpifantoka 1 ifantohana, fifantohana J mahafantoka, Ahitsio
Fantoke: (Ski) a.: Fiaingan'ny lohan'ny lakana raha marnaky ny onja. Ahitsio
Fantsaka: (tsaka) a.: Fomba entina mantsaka. 1 p.t.: Azo antsakaina: Ny ranom-potaka tsy mba fantsàka. Ahitsio
Fantsakàna: (tsaka) a: Fakana rano eny an-doharano: Ma-fana erY ny resaky ny zatovouavy eny am-pantsakana rano. ~ Loharano na lavadrano namboarina hanovozan-drano: Latsaka tao ampantsakana ny roJon't Fara. a F,-p,: Fan tsa kan 'Antananarivo, ka ny aloha ihony no oloha: enti-milaza toe-javatra izay tokony hanarahana filaharana araka ny fahatongavana aloha, fa tsy hisy hifanongontsongona. Ahitsio
Fantsake: (Ski) o.: Fiterena rononon'omby ho ao am-bava avy hatrany. Ahitsio
Fantsana: a: Fanadiovana ny aty vava amin'ny rano, - t.i.f.: Afantsana 1 mitan. tsana, fifantsana, mpifantsana 1 ifantsann, fifantsanana 1 mahafantsana. Ahitsio
Fantsihana: (fantsika) mt.ih. (fantsiho): Asiana fantsika, raiketina amin'ny fantsika: Fantsiho ity hazo fisaka Ahitsio
Fantsika: a.: Vy lavalava kely marani-doha hanakambanana ny hazo roa na maria t.i.f: Fantsihan, afantsika, voafantsika 1 marnants'. ka, famantsika, mpamantsika 1 amantsihana, famantsihana / mifantaika, fifantaika, mpifantsika / ifantaihana, fifantsilrana / mahafantaika. a F.-p. (Karazam-pantsika): Fantaika peta-doha: fantaika fisaka ny lohany. / Fanbika rezatra: fantffika lehibe. I Fantsika tailan-doha na vazimba loha: fantsika mifaraingo na miforitra ny lohany. / Fantsika uonobaibona: irony fantsika afeloka ka fisahina ao anatin'ny hazo ny lohany. f Fantsi-kiraro: fantrika madinika fanjairana kiraro. Ahitsio
Fantsikahitra: a,: Karazan-kazo isan'ny mafy (Karazana Plectronia), Ahitsio
Fantsikala: a.: Karazan'ahitra. Ahitsio
Fantsiny: a,: Ny hena eo ambanin'ny fanangany. Ahitsio
Fantsitsirana: (fantsitsira) mt th. (fantaitsiro): Enti-milaza izay iporitihan 'ny,.,, itangirihan 'ny...: Nofantsitairan'ny ran'ilay akoho novonoiny I-sambilo ka nahatsikaiky ny nahita azy. Ahitsio
Fantsitsitra: a.: Fiporitihandrano mitaraka mahitay. t.i.f.: Fantsitsirana, voafantsitsitra, tafafantsitaitra I manafantsitsitra, fanafantsitsitra, mpanafantsitsitra / anafantsitsirana, fanafantaitairana 1 mifantsitsitra, fifantsitsitra, mpifantsitsitra I ifantsitatrana, tifantaitslrana I mahafantdtsitra. Ahitsio
Fantsona: a.: Zavatra hoboka aty natao hikorfanan'ny rano, indrindra ny rano avy any an-tafontrano (fiteny koa indraindray ny hoe fardons). i t.i.f.: Afantsona,fantsonana, voafantaona I mamantsona sy manafantsona 1 amantsonana, famantsonana f mifantaona, fifantsona / mahafantaona. Ahitsio
Fantsonana: (fantsona) mt.ih. (fantsony): Asiana fantsona. Ahitsio
Fantsy: a.: Kambo lavalava mafy ary marani-doha maniry eo amin'ny ranjon'ny akoholahy ka entiny miady. Ahitsio