Litera f

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Fanovohana: (ouoka) a.: Fanalana, fanesorana, fanatsoahana; faniniana mafy dia mafy, levilevy. Ahitsio
Fanovoka: (ouoka) a.: Fomba entina manovoka; na mana-la, manesotra, mantsoaka. Ahitsio
Fanovona: (tovana) a.: Fomba entina manovona na manisy tovona. Ahitsio
Fanovonana: (tovona) a.: Fanampiana avy eo ambony na avy eo anoloana, fanampiana tovona. Ahitsio
Fanovotrovotana: (houotrouotra) a,: Fanozongozonana, fanontsonkontsonana. Ahitsio
Fanovotrovotra: (hovotrouotra) a.: Fanozongozona. Ahitsio
Fanovozana: (touo) a: Fakàna rano na famindrana rano tsikelikely ho amin'ny toerana hala. Ahitsio
Fanoza: (oza) a.: Fomba entina manoza, na manasa (tanana, taxehy Ahitsio
Fanozàna: (oza) a,: Fanasana (tanna, tongotra, tarehy„,). Ahitsio
Fanozona: (ozona) a: Fomba entina manozona. ~ p.t.: A-zo ozonina: Tsy mba fanozona ny zonaka nateroka. Ahitsio
Fanozonana: (ozona) a.: Fanirian ratsy ny hafa, fanompana. Ahitsio
Fanozongozona: (hozongozona) a,: Fomba entina manozongozona. 1 p.t.: Azo hozongozonina. Ahitsio
Fanozongozonana: (hozongozona) a.: Fanetsehana mafy ary imbetsaka; fampihontsonana. Ahitsio
Fanta: a.: Ozona, ompa, ngoso, aniana. - F.-p.: Fanta tsy to: fianianana foana. - t.i.f.: Mifanta, fifanta, mpifanta J ifantana, fifantana 1 mahafanta 1 fantafanta, Ahitsio
Fantaka: o.: Tehina salasalany ny habeny, maranitra ny lohany iray izay atsatoka amin'ny tany mba hihazonana ny vody tenona, na hamatoxaamaa ny tady ifatoran'ny omby. Ahitsio
Fantáka: a.: Zavamaniry fianakavian'ny volotsangana safngY izy marotsaka madinika kely toy ny bararata. Ahitsio
Fantakania: (Ski) a.: Enti-milaza ny tandrok'ombalahy raha fohy sady miioro mahitsy. Ahitsio
Fantake: (Ski) a,: Karazan'aretin-tsofina manindrontsindrona any anatiny any. Ahitsio
Fantara: a.: Tainkintana. ? Zavatra mangatsiaka be milatsaka avy eny amin'ny habakabaka. 1 H.o.: Fanozonan'ny ray aman-dreny. Ahitsio
Fantarina: (fantatra) mt. ih. (fantaro): Vinanina: Tay hointsika fantarina ny ho auy. 1 Tadiavina ho fantatra: Nofantariny ela tao aho... Ahitsio