Litera f

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Fanototra: (tototra) a.: Fomba entina manototra, na marne-no, manafotra. Azo totofana. Ahitsio
Fanotovore: (Ski) a.: Vodin'ny ramiraja. Ahitsio
Fanotra: (otra) a.: Fomba entina manotra, misafo sady mamoritra amin'ny tanana mba hampalefaka ny hozatra marary na vizana na mivonkina. ?p.t.: Azoorina. Ahitsio
Fanotrahana: (hotraka) a.: Harisihana, fahazotoana hanam-PY. Ahitsio
Fanotrehana: (otrika) a: Fitahirizana vain'afo ao anaty lavenona; fanaovana (voankazo) amin'ny toerana tsy azondrivotra mba ho masaka; fampierena (miaramila). Ahitsio
Fanotrika: (otrika) a: Fomba entina manotrika, na mitahiry vain'afo ao anaty lavenona na mametraka voankazo amin'ny toerana tay azondrivotra mba ho masaka, na mampiery (miaramila). Ahitsio
Fanotrona: (otrona) a.: Fomba entina manotrona, miaraka ho fanomezam-boninahitra. Ahitsio
Fanotronana: (otrona) a.: Famihinana amin'ny sandry sy ny tanana roa; fanodidinana. ? Fiarahana amin'ny olona iray mba hiaro na hanome voninahitra azy: Miaaotra indrindra amin'ny fanotronanareo anay amin'izao andro lehibe izao. Ahitsio
Fanotsokotsohana: (kotsokotsoka) a.: Fanetsiketsehana. Ahitsio
Fanotsokotsoka: (kotsokotsoka) a.: Fomba entàna manetsiketsika. Ahitsio
Fanoty: (oty) a.: Fomba entina manoty, na mampisara-nono. ~ p. t.: Azo sarahina nono: Zozo tsy mbola fanoty to fa kely foatra, Ahitsio
Fanova: (ova) a.: Fomba, zavatra entina manova: Vorompanoua hena. ~ p.t.: Azo ovana: Tay fanoua ny zanaka. Ahitsio
Fanovahana: (ovaka) o.: Fanendahana hoditra manify; fanongoanamalY izaitsizY. Ahitsio
Fanovaka: (ouaka) a.: Fomba entina manovaka, na manendaka hoditra manify, manongo mafy izaitsizy. ~ p.t.: A-zo ovahana. Ahitsio
Fanovana: (ova) a.: Fanoloana hala: Tsy mahay mihitay ny mpianatra eto amin'ity sekoly ity: tsy misy fanafodiny afa-tsy ny fanovana ny mpamPianatra. ~ Fanamboarana ho hala, ho vaovao: Zouatra iray ihany no takiko, dia ny fanouana ny tehiko notapahinao. 1 Fampanjariana ho hafa: Ny asan'ny vavony sy ny aty ary ny taoua rehetra ao anaty, dia ny fanouana ny sakafo ho nofo sy rantsika, Ahitsio
Fanòvana: (touana) a.: Fomba entina manòvana, na manampy, manisy tovana. Ahitsio
fanovàna:Fanamboarana atao ao amin'ny rijan-teny mifehy ny rafitra iray . Ahitsio
Fanovanana: (touana) a: Fanampiana avy ao ambany na avy eo aoriana, fanampiana tovana. Ahitsio
Fanovilono: (Tsm) a.: Bibikely mifono tapak'ahitra miaina sy miriaria any anatY rano ka mahafaty ny omby raha sendra voateliny. Ahitsio
Fanovo: (tovo)) a.: Fomba entina manovo na 'naira rano ao am-pantsakana amin'ny siny. 1 p.t.: Azo tovozina. Ahitsio