Litera f
Fifankatiavana: (tia) a.: Fitiavana mifamaly.
tohiny
Fifanongoa: (tongoa) a.: Toetran'ny zavatra mifanongoa, miavosa, miavovona.
tohiny
Fifanongoavana: (tongoa) a.: Fiavosana, fiavovonana.
tohiny
Fifantohana: (fantoka) a.: Fifantsihana, firaiketanamaharitra amy...
tohiny
Fifantsanana: (fantsana) o.: Fi. hontsanam-bava.
tohiny
Fifaranana: (fora) a.: Fiafarana: NamPalahelo ny fiafaran' ilay tantara.
tohiny
Fifaratsahana: (faratsaka) a.: Fivarinana, fianjerana. flantontana ao anaty...
tohiny
Fifarimbonana: (farimbona) a.: Fiaraha-manao, fiaraha-miasa.
tohiny
Fifarombahana: (farombaka) a.: Fifanesehana hanao asa iray na haka zavatra, na hiteny.
tohiny
Fifaroratana: (faroratra) a.: Fihalavana, firoritana, fahaditiditiana.
tohiny
Fifefehana: (fefika) a.: Faharendrehana, fahavakiana.
tohiny
Fifefena: (fefy) a.: Fanatonana ho ao ambany fiarovana, fialokalofana: Ny fifefena amin'ny mpitandro ny filaminana.…tohiny
Fifehezana: (fehy) a.: Fomba fitondrana, fiadidiana: MafY ny fifehezan'io mpiasam-Panjakana io. 1 Lalàna mifehy:…tohiny
Fifendrotana: (fendrotra) a.: Fiketronana.
tohiny
Fifentifentena: (fenty) a.: Fahaizana miteny, fiangesongesoarn-piteny.
tohiny
Fifetahana: (fetaka) a,: Firaiketana, fipetahana.
tohiny