Litera f
Faranana: voafarana, nofinarana I mamarana, famarana, mpamarana J amaranana, famaranana I mifarana, fifarana 1…tohiny
Faranana: (farana) mt.ih, (farano): Vitaina, taperina, asiana farany: Farano ny resaka fa efa lava loatra. ~ Alana…tohiny
Farango: (Tsm) a.: Taolana lavalava noranitana ny tendrony roa, atao solom-pintana ka eo antenatenany no asiana…tohiny
Farany: (tara) p.t.: Aoriana indrindra amin'ny laharana, amin'ny fanadinana na fifanmanana: Ny Desambra no volana…tohiny
Farara: a,: Karazan-javamaneno tsotra dia tsotra fa tahom-bary avy nojlnjaina no alain'ny ankizy ka tsofiny…tohiny
Fararano: a.: Fizaran-taona manarakany fahavaratra, izany hoemanomboka amin'ny volana febroary eo ka hatramin'ny…tohiny
Fararemotra: a: Ketrona hita amin'ny tarehy, toy ny an' ny olona te-hitomany noho ny harariana na fahavoazana na…tohiny
Farary: p.t.: Enti-milaza olona marary lava tsy mety salama. ΒΆ M.h,: Farofy, tsy salama, tsy seheno, mavozo,…tohiny
Farasisa: a.: Aretina toa mifamindra amin'ny ra mahatonga ho feriferena na ho sarotim-pery. Samy hafa ilay farasisa…tohiny
Faratsahana: (faratsaka) mt. pdr. (farotsaho): Anipazana, itorahana, ampidirana.
tohiny
Faratsahana: afaratsaka j mifaratsaka, fifaratsaka, mpifaxateaka 1 ifaxatsahana, fifaratsahana / mahafarataaka, tohiny
Faratsinaibe: a.: Ny masom-body.
tohiny
Faravazana: a.: Ny vazana farany indrindra.
tohiny