Litera f
Faneferana: (efitra) a.: Fanasiana zavatra eo anelanelan'ny zavatra roa na maro izay tsy tiana hifampikasokasoka…tohiny
Fanefikefehana: (hefikefika) a,: Fanetsiketsehana, fanozongozonana.
tohiny
Fanefikefika: (hefikefika) a,: Fanozongozona, fane tante tsika.
tohiny
Fanefitra: (efitra) a.: Zavatra entina misakana zavatra roa tsy hipoka. 1 H.o.: Fanafody miaro amin'ny aretina,…tohiny
Fanefohefo: (hefohefo) a.: Toetran'ny mpanankarena manandaza.
tohiny
Fanefohefoana: (hefohefo) a.: Lazan'ny mpanankarena: A-taony ho fahamboniana ers', ny fanefohefoan'Ingahy Rampanariuo!…tohiny
Fanehana: (aika) a.: Fanerena, fangejana: Tsy maintsy atao tsara ny fanehana ny tsihy eo am-panaouana azy, * Fiantsoana:…tohiny
Fanehoana: (seho) a.: Famborahana mba ho hita, fampisehoana ety ivelany: Ny fiondrehana raha mandalo ny Filoha…tohiny
Fanejokejo: (kejokejo) a.: Fomba entina manejokejo, manolikoly, manangoly.
tohiny
Fanejokejoana: (kejokejo) a.: Fanolikolena, fanangolena, fanojokojoana.
tohiny
Fanekena: (eky) a.: Tsy fandavana: Ho hitonao fa hitondra soa ho anao ny fanekenao ny teniko, e Fankatoavana:…tohiny
Fanelakelahana: (elakelaka) a,: Fanendahana (zavatra maro mitambatra) hiala tsirairay.
tohiny
Fanelakelaka: (elakelaka) a.: Fomba entina manelakelaka, manendaka tsirairay. ~ p.t.: Azo elakelahina
tohiny
Fanelanelanana: (elanelana) a.: Alalana, fangatahana atao ho an'olona: Tamin'ny fanelanelanan-dRanaiuo no nahazoako…tohiny