Litera f
Fandroatra: (roatra) a.: Fiforonan'ny roatra amin'ny zavatra iray rehefa tenehina: Indray mipy maso fotsiny ny fandroatran'ny…tohiny
Fandrobahana: (robaka) a.: Fandoahana, fanagorobahana.
tohiny
Fandrobaka: (robaka) a.: Fomba entina mandoaka migorobaka. ? p.t.: Azo gorobahina.
tohiny
Fandrobana: (roba) a.: Fakana an-keriny, fangoronana ankeriny, fanosena.
tohiny
Fandroboana: (robo) a.: Famitahana amin'ny teny mamy, fandokadokafana; fitaomana, fitarihana, fandrobohana.
tohiny
Fandrobohana: (roboka) a.: Fanatsobohana, fanasaikana ao anaty rano: Toy izao no fandrobohana ny siny ao anaty rano.…tohiny
Fandroboka: (roboka) a: Fomba entina mandroboka, manasaika ao anaty rano, manatsoboka.
tohiny
Fandrobona: na Fanorobona (robona) a.: Toetra na fomban'ny zavamaniry mandrobona na maniry tsara miroborobo: Mahafaly…tohiny
Fandrodahana: (rodaka) a.: Fandanilaniana betsaka tsy amin'antony, fitobatobana, firobarobana.
tohiny
Fandrodahy: a.: Ahitra karazana fandrotrarana.
tohiny
Fandrodaka: (rodaka) a.: Fomba entina mandrodaka na mandanilany foana.
tohiny
Fandrodana: (rodana) a.: Fomba entina maniera amin'ny tany, mandrava. ? p.t.: Azo arodana.
tohiny
Fandrodanana: (rodana) o.: Fanjerana amin'ny tany, fandravana: Ady mafy ny fandrodanana ny fanompoantsampy,
tohiny
Fandrodaroda: (rodaroda) a.: Fomba entina mandanilanY foana.
tohiny
Fandrodarodana: (rodana) a.: Fandanilaniana betsaka tsy misy antony.
tohiny
Fandrodona: (rodona) a.: Fomba entina mandrodona na mandroaka biby miaraka be.
tohiny
Fandrodorodo: (rodorodo) a.: Fomba entina mandrodorodo na mampandeha haingana.
tohiny
Fandrodorodoana: (rodorodo) a.: Fanaovana zavatra haingana; fampanaovan-javatra haingana, fandodonana.
tohiny