Litera f
Fandretahana: (retaka) a.: Fandrodanana, fampikoavana.
tohiny
Fandretaka: a,: Fomba entina mandretaka, mandrodana, mampikoa.
tohiny
Fandretsika: Fandretsidretsika (retsika) a.: Famolivoly, toetran'ny zavamananaina maro samy mlhetsika, mihahohaho.…tohiny
Fandrevoana: (revo) a: Fandentehana ao anaty zavatra (fotaka..,).
tohiny
Fandrezareza: (rezareza) a.: Fomba entina mandrezareza, mampiioro olona ela, mitan-dry valiha milanto dia milanto.…tohiny
Fandrezarezana: (rezareza) a.: Fampiioroana olona, fitendrena valiha milanto dia milanto.
tohiny
Fandrezatana: (rezatra) a.: Famoahana fofon-kanina avy ao am-bava izay avy amin' ny sakafo nohanina.
tohiny
Fandrezatra: (rezatra) o.: Fomba entina mandrezatra, mamoaka fofon-kanina avy ao am-bava, izay avy amin'ny sakafo…tohiny
Fandriaka: (riaka) a.: Toetran' ny zavatra mandriaka, mandeha na mizotra toy ny ria-ka: Lozo ny fandriakan'ny rany…tohiny
Fandriampahalemana: (andryalina) a.: Fiadanana, tsy fisian-tabataba na horohoro.
tohiny
Fandriana: (andry) a.: Anarana enti-milaza izay rehetra ampiasaina hatao fatoriana, na tsihy izany na kidoro na…tohiny
Fandriandry: (fandry: t.v.r.) a.: Toetoetra, fomba fandehanjavatra, na tsara na ratsy: Hijery ny fandriandrin'ny…tohiny
Fandriarana: (triatra) a.: Fandrovitana, fanatahana.
tohiny
Fandriaria: (riaria) a.: Fomba entina mandriaria, na manetsiketsika kofehy rongony na taretra ao anatY rano.
tohiny
Fandriariavana: a.: Fandrobohana na fanetsiketsehana kofehy rongony na taretra ao anatY rano.
tohiny
Fandriatra: (triatra) a.: Fomba entina mandriatra, mandrovitra, manataka.
tohiny
Fandribaratra: a: Vy lavalava marani-doha izay atao eo ambonin'ny tafontrano ary mifandray amin'ny tany amin'ny alalan'ny…tohiny
Fandridana: (ridana) a.: Fomba entina mandridana, miaramiala, miara-mandositra betsaka.
tohiny
Fandridanana: (ridana) a,:Fampandosirana betsaka indray miaraka; fandringanana indray miaraka.
tohiny