Litera f

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Fanongonongona: (ongonongona) a.: Fomba entina manongonongona, na mampiavosa tany. Ahitsio
Fanongonongonana: (ongonongona) a,: Fampiavosana tany; fampitandremana. Ahitsio
Fanongorana: (tongotra) a,: Fandraisana amin'ny tongotra. Ahitsio
Fanongotana: (ongotra) a,: Fanalana hatramin'ny fakany, fanatsoahana tanteraka. Ahitsio
Fanongotra: (ongotra) a.: Fomba entina manongotra, mana-la hatramin'ny fakany, manatsoaka tanteraka. / p, t.: Azo ongotana, tokony hongotana: Fanongotra dieny mbola kely ny fahazaran-dratsy. Ahitsio
Fanongotra: (tongotra) a,: Fomba entina manongotra, izany hoe mandray amin'ny tongotra. Azo tongorana, raisin amin'ny tongotra. Ahitsio
Fanonitra: (onitra) a.: Fomba enti-manonitra, Azo onerana. Ahitsio
Fanonja: (onja) a,: Toetran'ny rano manonja, izany hoe misy alon-drano mitopatopa: Matahotra ny fanonjan'ny rano izy ka tsy sahy mitafngin-dakana, Ahitsio
Fanonjahana: (onjaka) a.: Ffvelezana, fikapohana amin'ny langilangy. Ahitsio
Fanonjaka: (onjaka) a.: Fomba entina manonjaka, na mively mikapoka amin'ny langilangy. Ahitsio
Fanonjana: (onja) a.: Fisiana onja: Sarotra ny fiondranana noho ny fanonjdn'ny ranomasina. Ahitsio
Fanonjenana: (tonjina) a,:Fampiraikana, fampironana. Ahitsio
Fanonjina: (tonjina) a.: Fomba entina manonjina, na mampirona, mampiraika. 1 p.t.: A-zo atonjina, araika, arona. Ahitsio
Fanonjona: (onjona) a.: Fomba entina manonjona, na manainga, manentana. Ahitsio
Fanonjonana: fora/cana) a.: Fanaingana, fanentanana. Ahitsio
Fanonkona: (honkona) a,: Fomba ametahana honkona. 1 p.t.: Azo hamafisinaamin' ny honkona: Tsy fanonkona it3 fiasana ft?, Ahitsio
Fanonkonana: (honkona) a,: Fanamafisana amin'ny fametahana honkona. Ahitsio
Fanonona: (onona) a.: Fomba entina manonona, izany hoe manalefaka, manaketraka. Ahitsio
Fanonona: (tonona) a,: Fomba entina manonona, mamoaka amin'ny feo: Tsy azoko ny fanonon'Ingohy io terza, / (jar. Ankanonona, na Fampanonona). Ahitsio
Fanononana: (tonona) a,: Famoahana amin'ny feo: Tsy hainao ny fanononana ny s. 1 Filazana (anarana): Vao tafapetraka ny mpianatra, dia natomboky ny mpampianatra ny fanononana anarana. Ahitsio