Litera f

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Fanohatra: (ohatro) a,: Fomba entina manohatra, na mainpitaha. • p. t, : Azo atao ohatra. Ahitsio
Fanohazana: (hohy) a.: Fihadiana amin'ny hoho na amin-java-maranitra, 1 Famokarana. Ahitsio
Fanoherana: (tohitra) a.: Fiadiana mba tsy ho resy: Naharitra ela ny fanoheron'ireo natao fahirano, e Sakana, fisakanana: Tsy nisy fanoherano ny fidiranay tao an-tondna. ~ Fandavana tsy hanaraka: Noho ny fanoheranao ny teniko, dia tsy afaka hiara hiasa iaiko. Ahitsio
Fanohina: (tohina) a.: Fomba entina manohina, na mikasitanana mba hihaino izay lazaina. ? p• t.: Azo tohinina. Ahitsio
Fanohinana: (tohina) a.: Fikasihana kely fotsiny; fampihetsehana fo. Ahitsio
Fanohitra: (tohitra) a.: Fomba entina manohitra, na tsY manaiky ho resy. ? p. t.: Azo toherina. Ahitsio
Fanohofana: (hohoka) a.: Fametrahan-lavatra ny vavany ambany. ? Fampandriana olona tsy mitsilany fa ny kibo no atao ambany mandry. * Famonoana ankizy noheverina ho ratsy vintana fahizay izay nampandrina ka ny kibony no natao ambany mandry. ? Fandentehana ao anatin'ny fahoriana. Ahitsio
Fanohofana: (tohoka) a.: Fanasiana fefy mba ho tampina ny rano ka hihandrona, ? Fanasiana kitay betsaka miavovona eo am-patana. Ahitsio
Fanohoka: (tohoka) a.: Fomba entina manohoka, izany hoe manisy fefy mba ho tampina ny lalan-drano ka hihandrona ny rano. ? p.t.: Azo atohoka. Ahitsio
Fanohona: (ohona) a.: Fomba entina manohona, izany hoe mambomba ny zanaka mba hampahafana azy. Ahitsio
Fanohonana: (ohona) a.: Fanambombana amin'ny sandry na ambany elatra; famihinana eo an-tratra. Ahitsio
Fanohy: (ohy) a,: Fomba entina manohy, mihady amin' ny hoho na amin-java-maranitra. ? p.t.: Azo ohazana. Ahitsio
Fanoina: (toina) a.: Fomba entina manoina, na mamaly antso. Ahitsio
Fanoinana: (toina) a: Famaliana antso: Mitenena ialahy mafy rehefa antsoina fa tsy henoko ny fanoinan'ialahy. Ahitsio
Fanoirana: (nitra) a,: Fanaingana zavatra mavesatra amin' ny fanoto na bara vy na angady asisika ao ambaniny. Ahitsio
Fanoitra: a.: Vy na hazo anaingana zava-mavesatra. ? H.o.: Zavatra atao hampirisika hanao zavatra iray: Ny fanantenam-bokatra no anisan'ny fanoitra lehibe mahatonga ny olona hiasa. Ahitsio
Fanoka: (soka) a.: Fomba entina manoka, na manisy soka, zavatra fanamaintisana. ? p. t.: Azo asiana soka. Ahitsio
Fanokafana: (sokatra) a,: Famohana, fanaovana izay hahitana ny ao anaty zavatra iray amin'ny fanalana ny sarony na izay manafina azy: Aoka samy hanatrika ny fanokafana ny vota isika sao misy zava-tsarobidy ao. ? Fanomezan-dalana hampiasa: Fanokafana sekoly. / Fanokafana ny lalana mianatsimo. * Fitokanana: Rahampitso no fanokafana ny lanonan' ny faha-dimampolo tanna. Ahitsio
Fanokana: (soka) a.: Fanatsobohana ao anaty ranon-doko mainty. Ahitsio
Fanokana: (tokana) a.: Fomba entina manokana, izany hoe mametraka amin'ny toerana miavaka. ? p.t.: Azo atokana. Ahitsio