Litera f

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Fanodivitra: (hodivitra) a,:Fomba entina manodivitra, na mivily kely fa tsy mifanitsy. Ahitsio
Fanodoka: (sodoka) a.: Fomba entina manodoka. ? p. t: A-zo sodokaina, fitahina amin' ny fijerena. Ahitsio
Fanodokana: (sodoka) a.: Famitahana amin'ny fijerena. Ahitsio
Fanofa: (hofa) a.: Fomba entina manofa na manome vola saran'ny fipetrahana amin' ny trano ixay. Azo hofana. Ahitsio
Fanofa: (hofa) a.: Fomba entina manofa, miantso manao famantarana amin'ny ta-nana; na manetsiketsika voam-bary ao anaty sahafa mba hialan'ny ampombo. ? p. t.: Azo hofaina. Ahitsio
Fanofakofahana: (hofakofaka) a.: Fanendahana (hoditra) amin'ny faritra sasan'ny tena. Ahitsio
Fanofakofaka: (hofakofaka) a,: Fomba entina manofakofaka, manendakendaka. 1 p, t.: Azo endahana. Ahitsio
Fanofana: (hofa) a.: Fiantsoana amin'ny kopa-damba, na tanana na ravinkazo misy raviny. ~ Fanasivanana voan-javatra toy ny vary amin'ny sahafa mba hampisaraka azy amin'ny akofa na ny ampombo na ny vato kely... Ahitsio
Fanofana: (hofa) a.: Fandoavana vola amin'ny zavatr'olona ampiasaina na anaovana, na ipetrahana. Ahitsio
Fanofana: (ofana) a.: Fomba entina manofana, na mandroboka vy mena mivaivay ao anaty rano mangatsiaka mba hahamafy azy. Ahitsio
Fanofanana: (ofana) a.: Fanatsobohana metaly mivaivay ao anaty rano na diloilo mangatsiaka, mba hahamafy azy. 1 Famolavolana mpiasa amin'ny alalan'ny fampianarana fanampiny mba hanarahany ny toetr'andro: Tokony hanaroka fanofanana isantaona ny mpampianatra. Ahitsio
Fanofisana: (nofy) a,: Fahitana amin'ny torimaso, fahatsiarovana toa manao asa eo ampatoriana. Ahitsio
Fanofy: (nofy) a.: Fomba entina manofy. Ahitsio
Fanogo: (hogo) a,: Fomba entina manogo. ? p.t.: Azo hogoina: Tsy mba volo fanogo angaha itony marina! Ahitsio
Fanogoana: (hogo) a,: Fandaminana ny volo misaritaka amin'ny alalan'ny fihogo mba hilamaka tsars. Ahitsio
Fanoha: (toha) a.: Fomba entina manoha, izany hoe manohitra. ? p, t.: Azo tohaina: Tsy fanoha ny riano, Ahitsio
Fanohana: (toha) a.: Fanakanana, fanoherana. Ahitsio
Fanohana: (tohano) o.: Fomba entina manohana, izany hoe manakana, na manisy zavatra hiaro tsy hirona na hianjera. ? p. t.: Azo tohaina. Ahitsio
Fanohanana: (tohano) a.: Fanasiana tohana, zavatra hiaro tsy hirona: Ho sarotro ny fanohanana io tamboho io tsY hianjero. ~ Fanakanana, fanoherana: Saika hovidiko io tany io, saingy nisy nanao fanohanana, 1 Fanampiana, famonjena: Tsy uita it? sekoly it? raha tsy nisy ny fanohanan'ny zonaka am-pielezana, Ahitsio
Fanoharana: (ohatra) a.: Fampitahana, fampitoviana: Efa hatry ny ela no nandrenesana ny fanoharana ny olo-mazoto miasa amin'ny vitsika. 1 Ohatra: Nomeny fanoharona vitsivitsy izahay mba hahazoanay tsaratsara kokoa izay tiany holazaino. ~ Tan-taxa tsy mivantana, fa ny biby na ny olona lazaina ao dia ohatra na sary amonosana ny tena izy: Moa mba henonao ilay fanoharana amin'ny zozo mpandany f Ahitsio