Litera f

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Fano: o.: Bibikely sahala amie' ny voanosy. Ahitsio
Fano: (Ski) a.: Soka-dranomasina. Ahitsio
Fanoahana: (hoaka) a.: Fitanatanam-bava noho ny havizanana, hanoanana na fironana mafy ta hatory. Ahitsio
Fanoaka: (hoaka) a.: Fomban' izay manoaka. Ahitsio
Fanoarana: (hoatra) a.: Fananan-tombo. Ahitsio
Fanoatoavana: (toatoa) a.: Fiomanana hiainga, famerana ny fotoana handehanana. Ahitsio
Fanoatra: (hoatro) a.: Fomba entina manoatra. Ahitsio
Fanobatoba: (tobatobo) a.: Fomba entina manobatoba, na mandanindany foana. ? p. t.: Azo tobatobaina. Ahitsio
Fanobatobana: (tobatoba) a.: Fanetsiketsehana, fanakobanana, fanakotabàna. 1 Fandanilaniana foana. Ahitsio
Fanobonobona: (obonobona) a.: Fomba entina manobonobona, manabontsina ny lamba. Ahitsio
Fanobonobonana: (obonobona) a.; Fanabontsinana ny lamba entina. Ahitsio
Fanodiana: (tody) a.: Fiverenan'ny zavatra (tsara na ratsy) natao, amin'ny tena nanao azy ihany; fifoterana. Ahitsio
Fanodidina: (hodidina) a.: Fomba entina manodidina: Tsy milahatra tsara nefa mahafinaritro ny fanodidin'ny kintana ny oolana. 1 p, t : A-zo hodidinina: Tsy fonodidina it? raharaho ity fa tokony houantanina auy hatrany, Ahitsio
Fanodidinana: (hodidina) a.: Fandehanana manapitra ny sakany sy ny lavany; fanaovana sokera. Ahitsio
Fanodina: (hodina) a.: Fomba entina manodina: Hainao ve ny fanodina ny dioay ho toakaf ~?.t.: Azo ahodina: Tsy fanodma ho toaka ny ranomboasary, Ahitsio
Fanodinana: (hodina) a.: Fampanaovana zavatra hihodina: Tsy toy izao uelioely no fanodinana io milina io,1 Fampiovana, fanasitiliana: Ny fanodinana ny ranom-boaloboka ho divay, Ahitsio
Fanodirana: (hoditra) a,: Fanendahana na fiendahan'ny hoditra. Ahitsio
Fanodirana: (toditra) a.: Fanandramana. Ahitsio
Fanoditra: (hoditra) a,: Fomba entina manoditxa, na manendaka hoditra. Ahitsio
Fanodivirana: (hodiuitra) a.: Fandehanana manodidina, fampivlliana kely, famolahana. Ahitsio