Litera f

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Fanintontsintona: (sintona) a.: Aretina mampikainkona ny hozatra sy ny rantsambatana tsy araka ny sitrapo. Ahitsio
Fanintsana: (hintsana) a,: Fomba entina manintsana. • p. t.: Azo ahintsana. Ahitsio
Fanintsanana: (hintsana) a. (a. b.t.): Fanozongozonana ny sivana mba hahazoana tany na fasika malemy.l H.o.: Fanalana amin'ny alalan'ny fifaninanana izay tsy mahay na osa, ka ny mahay sY nY matanjaka sisa mijanona. Ahitsio
Fanintsiviny: (sivy) p.mt.: Famerenana asa iray hatramin' ny intsivy. Ahitsio
Fanìny: (tsiny) a.: Fomba entina manìny. 1 p.t.: Azo tsinìna. Ahitsio
Fanipahana: (tsipaka) a,: Fandakana; fanosehana amin'nY tongotra. 1 Fandavana, fanoherana: Mahagaga ahy ny fanipahanao ny heuitro, kanefa nifanoraka ihany ny heoitsika hatramin'izay. Ahitsio
Fanipaka: (hipaka) a.: Fomba entina manipaka, •p. t.: Azo tsipahina. Ahitsio
Fanipakipa: (kipa) a.: Fomba entina manesotra, manala, mandroaka, manary. Ahitsio
Fanipakipahana: (kipako) a.: Fanilihana hiala, fandroahana tsy mitondra roa, tsy ampanajana, fanifakifahana hihataka amin-katezerana. Ahitsio
Fanipakipana: (kipa) a.: Fanesorana, fandroahana, fanariana. Ahitsio
Fanipazana: (tsipy) a.: Fitorahana: Fanipazana fonjam-by. ~ Fanariana: Tsy misy azo a-tao afo-tsY ny fanipazana ny zavatra toy itony any anaty fako. Ahitsio
Fanipika: (tsipika) a.: Fomba entina manipika. ~ P. t.: Azo tsipihina. Ahitsio
Fanipikipiana: (kipikipy) a.: Fitorahana, fanipazana. Ahitsio
Fanipikipy: (kipikipy) o,: Fomba entina manipikipy, mitoraka, manipy. tr p, t.: Azo akipikiPy. Ahitsio
Fanipy: (tsipy) a.: Fomba entina manipy. 1 p, t.: Azo atsipy, fanary: Fanip y any amin' ny fanariam-pako itony gazety mpileiaka itony. Ahitsio
Fanira: (ira) a.: Fomba entina manira na mandamina ny landy voafoly ho amin'ny fantaka. Ahitsio
Fanirahana: (iraka) o.: Fandefasana matetika: Any an-tsena no fanirahany ahy. ~ Fandefasana olona hanatanteraka zavatra iray: Avy amin' ny lehiben'ny Gouernemanta ny fanirahana olona hamitrana fihauanana. Ahitsio
Faniraka: (iraka) a.: Fomba entina maniraka. ? p.t.: Voatendry matetika hanao iraka: Izaho no faniraka ato an-trano, hoy Ikoto. ,Fanirakira (kirakira) a.: Fomba entina manirakira, na mikarakara ny antsipirian-javatm ao an-tokantrano. Ahitsio
Fanirakiraka: (fraisa) a.: Olona ampanaovina ny irakiraka rehetra, na ao an-tokantrano na any amin'ny toeram-piasana. Ahitsio
Fanirakirana: (kira) a.: Fikarakarana ny antsipirian-javatra ao an-tokantrano, mividy ny kanon kan on-to kantran o, Ahitsio