Litera f

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fitifihana: (tifika) a.: Fipitihana, fitsipihana, fialana mahery. tohiny
Fitifika: (tifika) a.: Toetran' ny zavatra mitifika, mipitika, mitsipika miala. tohiny
Fitifirana: (tifitra) a.: Famelezana amin'ny basy, tafoudro, tsipika: Tsy niato ny fitifiran'ny fahavalo, ~ H.o.:…tohiny
Fitifitra: (tifitra) a.: Fomba entina mitifitra na mamely amin'ny basy, tafondro, tsipika.l p, t.: Azo tofirina.…tohiny
Fitihintihana: (tihintihana) a.: Fomba entina mitihintihana, izany hoe mirehareha amin' ny fandeha na ny famindra.…tohiny
Fitihintihinana: (tihintihina) a.: Firehaxehana amin'ny fandeha na ny famindra: Endre izany fitihintihinan'I-sambilo…tohiny
Fitikintikina: (tikintikina) a,: Fomba entina mitikintikina, izany hoe mandeha na mamindra amim-pieboeboana. tohiny
Fitikintikinana: (tikintikina) a.: Fandehanana na famindrana amim-pieboeboana. tohiny
Fitikitiky: (tikitiky) a.: Fipipika, fipaipaika. tohiny
Fitiliana: (tily) a.: Fikendrena: Fitiliana ny vorona hotofirina. ? Fanaraha-maso, fitarafana, fizahana taratra:…tohiny
Fitily: (tily) a.: Kofehy taretra mena. tohiny
Fitily: (tily) a.: Fomba entina mitily, izany hoe mikendry, na mizaha taratra, na mitsikilo. tohiny
Fitily: (tily) a.: Jar. Fody. tohiny
Fitintina: (tintina) a.: Toetran' ny zavatra mitintina, izany hoe mamoaka feo mangintsina. tohiny
Fititftra: (tititra) a,: Toetran' ny zavatra mitititra, izany hoe mipiapiaka, toy ny ngorodona efa tranainy hitsahina.…tohiny
Fititia: (Tsm) a.: Famarana. tohiny
Fitizy: a.: Akanjo fanerena ny valahana raha hihaingo mba hahatsaratsara bika. tohiny
Fito: p.i.: Enina ampiana iray: Misy andro fito ao anatin' ny herinandro. • h.i: Ilazana zavatra betsaka:…tohiny
Fitoantoana: (toantoana) a.: Hadisoan-kevitra. 1 Fandehanana, fitenenana befahatany, fanaovana kitoatoa. tohiny
Fitobahana: na Fitobaka (tobaka) a.: Fitopazan'ny rano fzay mihoa-pefy: Ny fitobahan'ny rano amin'ny siny. / Mikisaha…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1287