Litera f

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fironana: (nana) a.: Fihilanana, firaikana, fitongilanana. tohiny
Firondrarondra: (rondrarondra) a.: Toetran'ny zavatra mirondrarondra, mirazorazo. tohiny
Firondrorondro: (rondrorondro) a.: Toetran'ny zavatra indrindra ny tarehy mirondrorondro, izany hoe mivindimbindina,…tohiny
Firongatana: (rongatra) ci.: Fisehoana indray miaraka. tohiny
Firongirongiana: (rongirongy) a,: Di-doha, fikiribibiana. tohiny
Firongirongy: (rongirongy) a.: Fomba entina mirongirongy, toetran'ny olona mirongirongy, izany hoe be di-doha, mikiribiby.…tohiny
Firongo: (rongo) a.: Toetran' ny lamba mirongo, izany hoe misy haingo amin'ny sisiny na amin'ny lohany. tohiny
Firongoana: (rongoana) a.: Haingo amin'ny sisin-damba na amin'ny lohany roa. tohiny
Firongotana: (rongotana) a.: Fitondrana zavajavatra ma-ro izay mampananosarotra ny tena; fitondrana ankizy kely maro…tohiny
Firongotra: (rongotra) a.: Fomba entina mirongotra, izany hoemitondrazavajavatra ma-ro izay mampananosarotra ny…tohiny
Fironjina: (ronjina) a. :Toetran' ny zavatra na olona mironjina, na voatosika. tohiny
Firontona: (rontona) ci.: Fomba entina mironton, na mandeha haingana, mihazakazaka dodona. tohiny
Firontonana: (rontona) a.: Fandehanana haingana, fihazakazahana dodona. tohiny
Firopiropy: (ropiropy) a.: Toetran'ny olona miropiropy, izany hoe mivelona mahantra, fadiranovana. tohiny
Firorahana: (roraka) a,: Fiketrahana, figedragedrana; fitambotsorana. tohiny
Firoraka: (roraka) a.: Toetran' ny zavatra miroraka, na miketraka, migedtagedra. tohiny
Firorika: (rorika) a.: Toetran' ny zavatra miketraka, miborerarera. tohiny
Firorirory: (rorirory) a.: Toetran'ny zavatra manify sy malemy. tohiny
Firoritra: (roritra) a.: Toetra na fomban'ny zavatra miroritra, izany hoe mihalava raha sintonina. tohiny
Firoso: (rosa) a.: Fomba entina miroso, na mifindra eo aloha. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0853