Litera f

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Fanihifana: (tsihika) a.: Fakana hazandrano amin'ny tandroho; fakana na fandaniana na fangalarana tsikelikely. Ahitsio
Fanihika: (tsihika) a: Fomba entina manihika, maka hazandrano amin'ny tandroho. • p, t.: Azo tsihifina. Ahitsio
Fanihisana: (hihy) a.: Fikikisana; fanalana ny hodi-malemin'ny mangahazo; fanalana ny voany amin'ny babinkatsaka. Ahitsio
Fanihy: a.: Karazam-biby fianakavian'ny Manavy na Ramanavy, saingy izy lehibe (jar,: manavibe). Ahitsio
Fanihy: (hihy) a,: Fomba entina manihy, manala hodi-manify. ~ p.t.: Azo hihisana: Ny akondro tsy fanihy fa vo-asana. Ahitsio
Fanikina: (sikina) a.: Fomba entina manikina, mamora, mandidy foitra zaza. Ahitsio
Fanikinana: (sikina) a,: Famorana, fandidiam-poitra. Ahitsio
Fanila: (ila) a.: Fomba entina manila na mametraka eny an-tsisintsisiny, mamely na mihinana ny ilany fotsiny. Ahitsio
Fanilahana: (silaka) a.: Fanendahana sombiny amin'ny zavatra iray. Ahitsio
Fanilahila: (hilahila) o.: Fomba entina mampirondrona, mampivembena. Ahitsio
Fanilahilana: (hilahila) a. :Fampirondronana, fanatongilangilanana. Ahitsio
Fanilaka: (silaka) a.: Fomba entina manilaka na manala ilany kely. Ahitsio
Fanilakila: (kilakila) a.: Fomba entina manilakila, mamoriporitra, mamozafoza, na mandevilevy, tsy mitondra roa. Ahitsio
Fanilakilana: (kilakila) a: Famoriporetana, famozafozana; fandevilevena, tsy fitondrana roa. Ahitsio
Fanilana: (hilana) a.: Fomba entina manilana mampiraika, mampihilana. 1 p. t.: Azo arona, araika ats? na ar?. Ahitsio
Fanilana: (ila) a.: Fametrahana er? an-tsisintsisiny; famelezana na fihinanana ny ilany fotsiny; fitoerana na fandalovana eo akaiky. Ahitsio
Fanilanana: (hilana) a.: Fampironana, fandraihana, fampitongilanana. Ahitsio
Fanilarana: (silatra) a: Fanendahana sombiny kelY. Ahitsio
Fanilatra: (silatra) o.: Fomba entina manilatra na manaisotra ilany kely; toetsan'ny zavatra manilatra izany hoe nosimahana kely. Ahitsio
Fanilema: na Fanakilema (hile-ma) a.: Fomba entina manilema, manakilema, manimba bika aman.tarehy. Ahitsio