Litera f

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Fangotsoka: a.: Fangirifirian' ny alahelo, fanafntainana: Tsy hay lazaina ny fangotsoko tamin'izaho tsy afa-panadinana. 1 p.t.: Fetsy ratsY, konjo: Tsy nahita olona fangotsoka ohatra an'iny zazalahy iny aho. Ahitsio
Fangovihoviana: (houihovy) a: Hari-koditra. Ahitsio
Fangovihovy: (houihouy) a.: Pararetra, fangovitana. Ahitsio
Fangovitana: (houitra) a.: Fipararetana: Tsy nahateny a-ho noho ny fangouitako. Ahitsio
Fangovitra: (houitra) a: Fomban'ny olona mangovitra, mipararetra: Moa oe samy hafa ny fangooitry ny olona marary sy ny an'ny olona matahotra? Ahitsio
Fangy: p. mt.: Saingy. Ahitsio
Fania: (sia) a.: Fomban'ny olona mania, diso lalana, mivily amin'izay tsy izy. Ahitsio
Faniasia: (siasia) o.: Fomba na toetran'ny olona maniasia, mandehandeha foana ats? sy arS. Ahitsio
Faniasiavana: (siasia) a.: Fibiriohana, fandehandehanana foana ats7+ sy ar?, firioriovana. Ahitsio
Fanidiana: (hidy) a: Fanaovana izay tsy hahafahan'ny varavarana mivoha; fisakanana na fandrarana tsy ahazoamandeha. Ahitsio
Fanidina: (idina) a.: Fomba fanao raha manidina, mandatsaka anaty lasitra: Toy izao no fanidina lakolosy. Ahitsio
Fanidina: (sidina) a: Fomban' ny vorona manidina, na mandeha eny amin'ny habakabaka amin'ny alalan'ny elatra: Samy hafa ny fanidin'ny akoho sy ny uoromahailala Ahitsio
Fanidinana: (sidina) a.: Fihetsehana na fihantonana eny amin'ny habakabaka; fandehanana na fihazakazahana haingana dia haingana; fandehandehanana, haratsiampitondran-tena. Ahitsio
Fanidinana: (idina) a.: Fanaovana izay idinana; fampidinana, fandatsahana anaty lasitra, fanaovana amin'ny lasitra, Ahitsio
Fanidy: (hidy) a.: Fomba entina manidy: Atao ahoana no fanidy Us"' oarauaranareo it?? ? p.t.: Azohidiana: Tsy mba fanidy ny vota toy itony. ~ a.: Ody ninoan'ny olona fahiny fa manakana ny voay na biby hala tsy hanaikitra: Biby tsy masim-panidy angaha io! Ahitsio
Fanifakifahana: (kifakifaka) a: Fanflihana, fitsipahana; fandroahana, fampihatahana. Ahitsio
Fanifihana: (hifika) a: Fampialana, fanesorana; fandavana; fanoherana. Ahitsio
Fanifika: (hifika) a.: Fomba entina manifika, mampiala, manesotra. 1 p. t.: Azo ahifika: Tsy fanifika ny ondry botry fa mety hanao kambana izy. Ahitsio
Faniforana: (hifotra) a: Fainenoana, fanentsenana, fanampenana. Ahitsio
Fanifotra: (hifotra) a,: Fomba entina manifotra, manentslna, manampina. Ahitsio