Litera f

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Fangintsingintsina: (hintsingintsina) o.: Famolivoly, fanaintaina. Ahitsio
Fangirana: (hirana) a.: Famirapiratra. Ahitsio
Fangirifiriana: (hirifiry) a.: Fijaliana mafy, fanaintainana izaitsizy: Tsy hay lazaina ny fangirifiriana tsaroako tamin' ilay aretina nahazo ahy. Ahitsio
Fangirifiry: (hirifiry) a.: Harary: Loza ny fangirifirin'ny tanako may. Ahitsio
Fangirigirihana: (girigirika) a,: Fanamarihana ny tsy tonga. Ahitsio
Fangirigirika: (girigirika) a.: Fomba fanamarihana ny tsy tonga. Ahitsio
Fangirihana: (hirika) a.: Fandoahana: Fangirihana haro. • Fitadiavana hahalala izay ao am-pon'ny sasany: Fangirihana ny hevitrao no nanaouany izany fanontaniana izany. • Faniriana mafy ha-haro: Fangirihana an'io fanaka io no nisamborany vo-la. Ahitsio
Fangirika: (hirika) a.: Fomba entina mangirika,mandoaka, na mitady hahalala izay ao ampon'ny hafa. Ahitsio
Fangiringirihana: (hiringirina) a.: Fiasana fandoahana na fanalalahana. Ahitsio
Fangitakitahana: (hitakitaka) a.: Fitepotepoana mafy, fi-en tanam p o. Ahitsio
Fangitakitaka: (hitakitaka) o.: Toetran'ny fo mitepotepo mafy, mitotototo. Ahitsio
Fangitana: (fangitra) me ih. (fangito): Faritana: Efa nofangitanareo ve ny tanimbary nomen'i Dada sy Neny anareo. Ahitsio
Fangitra: a.: Faritra. - t.i.f.: Fangitana, voafangitra, nofinangitra l mamangitra, famangitra, mpamangltra / amangitana, famangitana ) mifangitra, fifangitra, mpifangitra / ifangitana, fifangitana / mahafangitra. - F.-p,: Fangi-bolana: dihy manao faribolana mifampitantana. Ahitsio
Fangoaka: Fangoakoaka (hoaka) a.: Toetran'ny loaka. Ahitsio
Fangohana: (fangoka) mt.ih. (fangohy): Fandrihana, velarana fandrika, ilana ady. Ahitsio
Fangoka: a.: Ny miromoromo tsy voatenona, izay esorina amin'ny lamba: Fango-damba • h.o.: Fandrika, hafetsifetsena. i t.(.f.: Fangohana, afangoka, voafangoka, nofinangoka / mamangoka, famangoka, mpamangoka / amangohana, famangohana / mahafangoka. Ahitsio
Fangolehana: a.: Jar. Fanolehana. Ahitsio
Fangoloka: (holoka) p.t.: Faran'izay fetsy ratsy sady mahay mamitaka amim-pihatsaram-belatsihy: Aza mifampiraharaha amin'iny olona iny fa lehilohy fangoloka in y. Ahitsio
Fangona: (gona) a.: Fandona, famoka. Ahitsio
Fangonana: (gona) a.: Fandonana, f am Ghana. Ahitsio