Litera f

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Fangenagena: (gena) a.: Fomba fitondra moramora. Ahitsio
Fangenagenana: (gena) a.: Fitondrana moramora sy ampitandremana amin'ny tanana. Ahitsio
Fangerena: (hery) a.: Fivalanana, famoahana ny faika tsy levona tamin'ny sakafo nohanina. Ahitsio
Fangerokeroka: (ngeroka) a.: Fangidiana. Ahitsio
Fangerongerona: (ngerongerona) a.: Fomba entina mangerongerona, mandrahona, mitrercntrerona. Ahitsio
Fangerongeronana: (ngerona) a.: Fandrahonana, fampitahorana, fitrerotreronana, fibesobesoana. Ahitsio
Fangery: (hery) a.: Fomba entina mangery, mivalana. Ahitsio
Fangetaheta: (hetaheta) a.: Ny toetran'ny olona mangetaheta. Ahitsio
Fangetahetana: (hetaheta) a,: Faniriana hisotro; fitsiriritana zavatra. Ahitsio
Fangetorana: (hetotra) a.: Famoahana rivotra avy any amin'ny tsinay, izay mivoaka avy ao amin'ny vava fivalanana. Ahitsio
Fangetorina: (hetotra) a.: Olona mpangetotra lava, loza raha hangetotra. Ahitsio
Fangetotra: (hetotra) a.: Fomba entina mangetotra. Ahitsio
Fangetriketrehana: (hetriketriko) a.: Ny feomizoiozozon' ny vary madiva ho masaka; ny hafanana; ny halaza. Ahitsio
Fangetse: (Ski) a.: Faritra fotsy amin'ny tongotra na tanan'ny omby. Ahitsio
Fangia: (gia) a.: Fomba entina mangia. Ahitsio
Fangiazana: (gia) a.: Famihinana na fitazonana mafy. Ahitsio
Fangidihidiana: (hidihidy) a.: Fahamaimaizan'ny hoditra te hohaotraorfna; faniriana ta hanao zavatra. Ahitsio
Fangidihidy: (hidihidy) a.: Fahamaimaizana te hohaotraorina: Loza ny fangidihidin'it? tanako nokekerim-biby Ahitsio
Fangilohilo: (hilohilo) a.: Toetran'ny zavatra mangilohilo, Ahitsio
Fanginana: (gina) a.: Tsy fitenenana, fikombonam-bava: No tsy ualianao ny fiampangana anao? Mitory onao sahady ny fanginanao. Ahitsio