Litera f

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Fanetsika: (hetsika) a,: Fomba entina manetsika. 1 p.t.: A-zo hetsehina. Ahitsio
Fanetsiketsehana: (hetsika) a.: Fanentanentanana, famohafohazana, tsy famelana hatoritory: Mita fanetsiketsehana it? fikambanana id) fa mitady hatoritory. Ahitsio
Fanety: (hety) a.: Fomba entimanety. ? p.t.: Azo hetezana. Ahitsio
Faneva: a.: Tapa-damba ahan-tons amin'ny hazo ka entimilaza fisian-javatra: ohatra, fahiny nasiana faneva teo amin'ny toerana fivarotana omby.(•H.i.:Saina. - Faneva mena: fane-va iantsoana ny miaramila menavazana raha toa nisy nilana azy. / Am-panevamena: ireo miaramila menavazana na ireo atao fiandry. Ahitsio
Fanevaheva: (hevaheva) a.: Fomba entina manevaheva, manantona, man akirazorazo, Ahitsio
Fanevahevana: (heeaheua) a.: Fanantonana, fanakirazorazoana. Ahitsio
Fanevehana: (teuika) a.: Fanasiana tevika, fandoahana; fitanana (amin'ny paingotra). Ahitsio
Fanevika: (teuika) a.: Fomba entina manevika. ? p. t.: Azo tevehina. Ahitsio
Fanevingevenana: (heuingeuina) a.: Fampironana miankavia miankavanana, fampidoladolana, fanakivilivilizana. Fanevotana (evotra) o.: Ody fanamaivanana ny zavatra mavesatra. - F,-p,: Faneuotana it9, mieuotra ity: teny ataon'ireo mitari-bato indray miaraka, toy ny fifanomezana hery. Ahitsio
Fanezahana: (ezaka) a.: Fanaovana (zavatra) am-paharisihana, am-pikelazana aina. Ahitsio
Fanezana: (heza) a.: Fanasiana heza. Ahitsio
Fangabakabaka: (habaka) a.: Toetran'ny zavatra mangabakabaka, loaka ngeza mangotana. ~ Ahitsio
Fangadifohiny: a.: Taolan-tratran-kena. Ahitsio
Fangadihady: (hady) a.: Toetran'ny zavatra mangadihady, madiodio (tsisy volo na ahitra): Mahatsikaiky ny fangadihadin'ity ?ohan'i Naivo nokakasany. Ahitsio
Fangadimainty: a.: Firaisan-tetika, fiokoana mangina. Ahitsio
Fangadona: (ngadona) a.: Fomba entina mangadona, mitoto (vary), mikapoka na mi• paika mafy. Ahitsio
Fangadonana: (ngadona) a.: Fitotoana (vary), fikapohana na fipehana mafy. Ahitsio
Fangady: (hady) a.: Vy voavoatra misy lelany sy zarany a-tao fihadian-tany, izay antsoina matetika kokoa hoe Angady. - Tsy mampandry fangady: enti-milaza aretina mahafaty olona betsaka poporohana (toa tsy mandry mihitsy ny fangady fa ihadiana fasana tsy an-kijanona). Ahitsio
Fangaihay: (haihay) a,: Toetran'ny olona mangaihaY, mangasihasy diso fanantenana: Nalahelo aho, nahita ny fangaihain'i Koto tsy nahazo uoalohany. Ahitsio
Fangaika: (gaika) a.: Fomba entina mangaika, mamatotra mafy. Ahitsio