Litera f

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fanagorabaka: (gorabaka) a : Fomba entina managorabaka, mandoaka makadiry, manao lavaka lehibe sy malalaka. tohiny
Fanagoragora: (goragora) a. : Fomba entina mamatotra malemilemy mora vahana. tohiny
Fanagoragorana: (goragora) a. : Famatorana malemilemy mora vahana. tohiny
Fanagorampa: (gorampa) a. : Fomba entina managorampa, mamikavika, manjojotra, tohiny
Fanagorampana: (gorampa) a. : Famikavikana,fanjojorana. tohiny
Fanagorobahana: (gorobaka)a.: Fandoahana tanteraka an-daniny sy andaniny avy. tohiny
Fanagorobaka: (gorobaka) a. : Fomba fandoahana tanteraka andaniny sy an-daniny avy. tohiny
Fanagorodana: (gorodana) a. : Fomba entina managorodana, misotro (zavatra) atao rodobe. tohiny
Fanagorodanana: (gorodana) a.: Fandrarahana na fisotroana (zavatra) atao rodobe. tohiny
Fanagororoana: (gororoana) a. : Fomba fidinan'ny rano toa misy feo manao hoe gorrr,.. tohiny
Fanagororoanana: (gororoana) a. : Fampidinana rano toa misy feo manao hoe gorrr,.. tohiny
Fanaha: (haha) a. : Fomba entina manaha, mamelatra eo amin'ny hainandro mba ho maina. tohiny
Fanaha: (taha) a. : Fomba entina manaha, manonitra, ma-nome talla. tohiny
Fanahafana: (hahaka) a. : Fanaparitahana, fanelezana; fandanilaniana; fanalana baraka. tohiny
Fanahafana: (tahaka) a. : Fitoviana amin'ny ray aman-dreny na amin'ny olon-kafa lafin-kavana eo amin'ny tarehy na…tohiny
Fanahaka: (tahaka) a. : Foinba entina manahaka, mifandray amin'ny ray aman-dreny na olon-kafa lafin-kavana eo…tohiny
Fanahàna: (haha) a. : Famahàna, fanalana amin'ny fatorana, fanasaratsarahana, fandravana, famotsorana (olomeloka).…tohiny
Fanahana: (ahana) a. : Fomban' ny olona manahana, izany hoe miandry mitanaka. tohiny
Fanahàna: (taha) a. : Fanomezana zavatra hatao taha na o-nitra. tohiny
Fanahanana: (ahana) a. : Fiandrasana mitanaka. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1041