Litera f
Fivendrivendry: (vendrivendry) a.: Toetra na fomban'ny olona mivendrivendry, izany hoe mitotototo ats? sy ar?.
tohiny
Fiventesana: (venty) a.: Fitarihana (hira, fivavahana, rasa-ka...).
tohiny
Fiverahana: (veraka) o.: Fahavakisan-javatra ixay ka mise-ho daholo ny ao anatiny.
tohiny
Fiveraka: (veraka) a.: Toetran' ny zavatra miveraka, izany hoe mitresaka na vaky ka miseho daholo ny ao anatiny.…tohiny
Fiveravera: (veravera) a.: Toetran'ny zavatra miveravera, izany hoe voatsikerakera, voavohavoha; toetran'ny olona…tohiny
Fiveraverana: (veravera) a.: Fivaroradrorahana, fitavozavozàna, fitahontahiinana: Oadray it9 fiveraueran'i Bozy! zavatra…tohiny
Fiverenana: (veriny) a,: Fodiana: Tsy mbola fantatra ny fiverenako fa hendre tsara ambara-pahatongako. ~ Fahatongavana…tohiny
Fiverina: (verina) a.: Fomban' ny zavatra na olona miverina, izany hoe tonga indray amin'ny toerana nialana. tohiny
Fivesarana: (uesatra) a.: Toetran'ny olona mitondra zavatra be lanja: Tsy afa-mihazakazaka aho noho ny fivesaran'ny…tohiny
Fivesatra: (uesatra) a.: Fomba na toetran'ny olona mivesatra, izany hoe mitondra, milonjy: Fivesatry ny fahoriana.…tohiny
Fivesohana: (vesoka) a.: Fitariàvana, fanaovana resaka tsisy farany mandany andro foana.
tohiny
Fivesoka: (vesoka) a.: Fomban' ny olona mivesoka, izany hoe mitaria, manao resaka tslsy farany mandany andro foana.…tohiny
Fivetrahana: (vetraka) a,: Fipetrahana amin'ny tany ka mitsotra tsara ny tongotra roa.
tohiny
Fivetraka: (vetraka) a.: Toetran'ny olona mivetraka, izany hoe mipetraka amin'ny tany ka mitsotra tsara ny tongotra…tohiny
Fivetrehana: (vetrika) a.: Fivatsavatsàna, fibedibedèna tsisy farany.
tohiny
Fivetrika: (vetrika) a.: Fomban' ny olona mivetrika, izany hoe mivatsavatsa, mibedibedy tsisy farany.
tohiny
Fivetro: na Fivetrovetro (vetro, vetrovetro) a.: Toetran'ny nahandro mivetro, izany hoe ny anana no betsaka ao…tohiny
Fivezarana: (vezatra) a.: Firoritana mba hisokatra: Ataovy lehibe ny fivezaran'ny vavan'ny harona sao tsy omby an'ity…tohiny