Litera f
Fivangongoana: (vangongo) a.: Fitangoronana, fitobiana miavoavo amin'ny toerana iray: Fivangongoam-bato eo amin'ny…tohiny
Fivanika: (vanika) a.: Toetran' ny olona mivanika, izany hoe mampiseho nify na ho fihomehezana izany na ho fahatezerana.…tohiny
Fivanikana: (uanika) a,: Farnpisehoana ny nify, na ho fihomehezana tantra na ho mari-pahatezerana. ? Tsy fahakombonan'ny…tohiny
Fivanivaniana: (uanivany) a.: Fihomehezana na fitsikiana somary maneso.
tohiny
Fivanivany: (vanivany) a.: Fomba entina mivanivany, izany hoe mihomehy na mitsiky somary maneso.
tohiny
Fivantana: (vantana) a,: Toetran'ny zavatra na olona mivantana, izany hoe mande-ha manitsy avy hatrany.
tohiny
Fivantanana: (vantana) a.: Fandehanana manitsy avy hatrany: Nahazendana ahy ny fivantanan'ilay olona nankeo amiko,…tohiny
Fivarahontsana: (varahontsana) a.: Fahalemilemena noho ny tahotra na ny hakiviana.
tohiny
Fivarakahaka: (varakahaka) a,: Fiparitahana, fielezana. 1 Firediredena.
tohiny
Fivarerahana: (vareraka) a.: Fiborotsahan'ny akanjo mirefarefa: Oadray ity fivorerahan'ny akanjon'Ikoto! • Fiboretahana…tohiny
Fivareraka: (vareraka) a.: Toetran'ny zavatra (akanjo) mivareraka, izany hoe miborotsaka, na ny olona miboretaka…tohiny
Fivarina: (varina) a.: Toetran' ny olona mivarina na midina mikorisa na mianjera sy mikodiadia.
tohiny
Fivarinana: (varina) a.: Fidinana mikorisa, fianierana arahim-pikodiadiavana: Fivarinana an-kady no nahazo andRabe…tohiny
Fivarirotra: (uarirotra) a.: Toetran'ny zavatra mivarirotra, izany hoe mikainkona toa mifandrirotra,
tohiny
Fivarizohana: (varizoka) a.:Fitariavana, fitsaontsaonambava tsisy farany: Tsy aritro ny fivarizohany teo ka aleoko…tohiny
Fivarizoka: (varizoka) a.: Toetran'ny olona mivarizoka, izany hoe mitaria, mitsaontsaom-bava.
tohiny
Fivarorahana: (uaroraka) a,: Fiketrahana, fiborahana sy fivvpana, figedragedrana: Nihomehezan'ny ankizy ny fiuarorahan'ny…tohiny
Fivaroraka: (varoraka) a.: Toetran'ny zavatra mivaroraka, izany hoe miketraka, miboraka sy mivaha, na ny olona kivy,…tohiny