Litera f

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fitsikefakefahana: (tsikefakefaka) a.: Fiendahana amin'ny laniny iray; fihofahofàna amin'ny laniny iray. tohiny
Fitsikefakefaka: (tsikefakefaka) a.: Toetran'ny zavatra mitsikefakefaka, izany hoe miendaka amin'ny laniny iray. tohiny
Fitsikera: (tsikera) a.: Fomba entina mitsikera, izany hoe manao izay tsy hifatraran' ny zavatra iray, manasaratsaraka,…tohiny
Fitsikerana: (tsikera) a.: Fanasaratsarahana, tsy famelana hifitsaka: Ny anton'ny fitsikerana ny mololo dia mba hahamaina…tohiny
Fitsikiakia: (tsikiakia) a.: Fomba entina mitsikiakia, izany hoe mampihomehy, manao hatsikana. tohiny
Fitsikiakianana: (tsikiakia) a.: Fampihomehezana, fanaovana hatsikana, famazivaziana, fisangisangiana: Lany ny andro…tohiny
Fitsikilo: (tsikilo) a.: Fomba entina mitsikilo, izany hoe mizaha taratra, manara-maso sy mihainohaino izay ataon'ny…tohiny
Fitsikiloana: (tsikilo) a.: Fanaovana ara-maso sy fihainohainoana izay rehetra ataon'ny olona iray, nefa tsy hitany;…tohiny
Fitsikintsikina: (tsikintsikina) a.: Toetran'ny olona mitsikintsikina, izany hoe midihindihina, mitikintikina. tohiny
Fitsikintsikinana: (tsikintsikina) a.: Fidihindihinana, fitikintikinana, fiangentsanana amin'ny fomba famindra sy ny haingo.…tohiny
Fitsikofokofohana: (tsikofokofoka) a.: Fihetsiketsehana, fitsipatsipahana, fitrifantrifanana, fihavatravarana. tohiny
Fitsikofokofoka: (tsikofokofoka) a.: Toetran'ny olonamitsikofokofoka, izany hoe mitsipatsipaka, mitrifantrifana. tohiny
Fitsikoinkoina: (tsikoinkoina) a.: Fomba na toetran'ny olona mitsikoinkoina, izany hoe mitaraindraina, mimoimoy. tohiny
Fitsikoinkoinana: (tsikoinkoina) a.: Fimoimoizana, fitaraindrainana, fikoinkoinana: Tonga hatrany an-tampony ny fitsikoinkoinan'ny…tohiny
Fitsikozakoza: (tsikozakoza) a.: Fomban'ny olona mitsikozakoza, izany hoe mitaredretra noho ny aretina na ny hakamoana.…tohiny
Fitsikozakozana: (tsikozakoza) a.: Fitaredretràna, fitsiredaredàna noho ny aretina na ny hakamoana. tohiny
Fitsilailaizana: (tsilailay) a: Fandriana mivadibadika; fitsimbadibadihana; fitsinkasinkasinana: Mahafinaritra ny ankizy…tohiny
Fitsilailay: (tsilailay) a.: Fomba entina mitsilailay, izany hoe mandry mitsimbadimbadika, mitsinkasinkasina. tohiny
Fitsilanesana: (tsilany) a.: Fandriana ka ny lamosina no a-tao ambany, izany hoe ny maso miandrandra ambony: Ny filanesana…tohiny
Fitsilany: (tsilany) a.: Fomban' ny olona mitsilàny, izany hoe mandry ny lamosina no atao ambany. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0329