Litera f
Fisasarana: (sasatra) a.: Fiasana mafy, famizanan-tena; fisahiranana: Mba raiso re, tomPoko, it? fanomezana kely…tohiny
Fisasasasa: (sasasasa) a.: Faon' ny orana avy na ny rano mandeha haingana amin'ny fikorianany.
tohiny
Fisasiana: (sasy) a.: Fanasiana sasiny, na teny kely mialoha mba hisarihana ny sain'ny olona.
tohiny
Fisaso: (saso) a.: Fomba entina misaso, izany hoe misafosafo malefaka, manao teny mamy hitsapana ny hevitry…tohiny
Fisasoana: (saso) a.: Fisafosafoana malefaka; fanaovana teny mamy hitsapana ny hevitry ny sasany.
tohiny
Fisatasata: (satasata) a.: Fomban'ny olona misatasata na manao zavatra amim-piavonavonana.
tohiny
Fisatasatana: (satasata) a.: Fanaovan-javatra amim-piavonavonana,
tohiny
Fisatendro: a.: Karazan-kazo madinika.
tohiny
Fisatrasatra: (satrasatra) a.: Toetran'ny olona misatrasatra na miaina misefosef o.
tohiny
Fisatrasatrana: (satrasatra) a.: Fiainana misefosefo: Mampanahiahy ahy izao fisatrosatran'ny marary izao.
tohiny
Fisatriana: (satry) a.: Fanaovana araka ny sitraky ny fo.
tohiny
Fisatrohana: (satroka) a.: Fanaovana satroka: Tsy fahalalam-pomba ny fisatrohana ao an-tranon'olona raha mivahiny…tohiny
Fisatroka: (satroka) a.: Fomba entina misatroka: Mampihomehy ny fisatrok'ilay Rangahy iny fa ny tokony ho eo anoloana…tohiny
Fisatrotrohana: (satrotro ka) a.: Fibinabinahana, fivindimbidinana matevintevina.
tohiny
Fisatrotroka: (satrotroka) a.: Toetran'ny tarehy sy ny hoditra misatrotroka na mivontovonto matevintevina.
tohiny