Litera f
Firobirobiana: (robiroby) a,: Fiarahana mifalifaly, firavoravoana.
tohiny
Firobiroby: (robiroby) a.: Fomba entina mirobiroby, izany hoe miaraka mifalifaly, miravoravo.
tohiny
Firobohana: (roboka) a.: Firotsahana ao anaty rano, fitana.
tohiny
Firobona: (robona) a.:Toetran' ny zavamaniry mirobona, izany hoe maniry midokadoka tsara: Endre izany firobon…tohiny
Firodahana: (rodaka) a.: Fandanilaniana foana, fitobatobana.
tohiny
Firodaka: (rodaka) a.: Fomba na toetran'ny olona mirodaka, izany hoe mandanilany foana, mitobatoba.
tohiny
Firodanana: (rodana) a.: Fianjerana ambony ambany, fikoavana, fihotsahana, faharavaria; fivarinana.
tohiny
Firodaroda: (rodaroda) a.: Fomba na toetran'ny olona mirodaroda, mandanilany foana, mitobatoba.
tohiny
Firodarodana: (rodaroda) a.: Ny fandanilaniana foana.
tohiny
Firodonana: (rodona) a.: Fiarahana mandeha, na mihira indraY miaraka,
tohiny
Firodorodo: (rodorodo) a.: Toetra na fomban'ny olona na biby mirodorodo, izany hoe mandeha maro miaraka ary haingana…tohiny
Firodorodoana: (rodorodo) a.: Fandehanana maro miaraka na mirimorimo ka mitabataba be amin'izany; fiasana haingana…tohiny
Firofatana: (rofatra) a.: Haraorao,hasaosao,faharokoroko.
tohiny