Litera f

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Firantirantiana: (rantiranty) a.: Fitandaharana amin'ny toerana avo na mora hita ka miharihary tsara; fitsangantsanganan-javatra…tohiny
Firantiranty: (rantiranty) a.: Toettan'ny zavatra mirantiranty, mitandahatra amin'ny toerana avo ka miharihary tsara.…tohiny
Firantsanana: (rantsana) a.: Toetran'ny zavatra mirantsana, fisampanana ho sampana madlnika. tohiny
Firaondraona: (raondraona) a.: Toetran'ny zavamaneno miraondraona: Sondrlana er9 oho mihaino ny firaondraonan'ny orga…tohiny
Firaparapa: (raparapa) a.: Fomban'ny olona mipapapapa, mitotototo; fipapapapa, fitotototo. tohiny
Firaparapana: (raparapa) a.: Famindrana na fandehanana tsy mahita izaY hodiavina fa mitsapatsapa; fandehanana mizotra…tohiny
Firapotsy: (firaka) a.: Karazam-piraka faninginana. tohiny
Firara: (Ski) a.: Hazo apetaka amin'ny molotry ny lakana manamafy azy. tohiny
Firaràhana: (raraka) a.: Fianjerana na fihintsanana (rano na voa maina) amin'ny toerana iray. tohiny
Firaraka: (raraka) a.: Fomban' ny zavatra (rano na voa mai-na) miraraka. tohiny
Firaratana: (raratra) o.: Fihaingoana, firavahana. tohiny
Firaratra: (raratra) a.: Fomba entina miraratra, mihaingo, miravaka. tohiny
Firarazana: na Zorn firarazana (rary razana) a: Ny zorontrano avaratra atsinanana, izay firarian'ny razana, izany…tohiny
Firariana: (rary) a.: Ny fandrandranana fampihavanana, famitranana (fihavanana). tohiny
Firariana: (rory) a.: Fanirlana ombam-pangatahana amin' ny alalan'ny vavaka. tohiny
Firary: (rary) a.: Fomba entina mirary. tohiny
Firàtra: (ratra) a.: Toetran'ny volana miratra. tohiny
Firatra: a. f t.: Enti-milaza hazavana na fanjelanjelarana. - t.i.f.: Mamiratra, mamirapiratra, famiratra, mpamiratra…tohiny
Firatrana: (ratra) a.: Ny fihenan'ny volana tsikelikely. tohiny
Firava: (raya) a,: Toetran'ny zavatra mirava. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0296