Litera f
Finiavana: (nia) a.: Fanaovanjavatra an-tsitrapo; asan'ny sitrapo hanao na tsy hanao zavatra iray: Misaotra anareo…tohiny
Finitinitihana: (nitinitika) a.: Fahamaimaizana hanao zavatra amim-pieboeboana.
tohiny
Finitinitika: (nitinitika) a.: Fomba entina minitinitika, izany hoe maimay hanao zavatra amimpieboeboana.
tohiny
Finjifinjy: a.: Fangirifiriana na fihafihafiana noho ny aretina na ny fitondrana akanjo manery ny tena. - t.i.f.:…tohiny
Finoana: (ino) a.: Fitokiana izay voalazan'olona iray: Ny tsy finoanao ny teniko ihany 'Zao no nahavoa anao,…tohiny
Fintana: a.: Vy kely ohatra ny paingotra misy motiny atao fanjonoana trondro. - t.i.f.: Fintanina, voafintana…tohiny
Fintina: a.: Fanakelezana; fanafohezana tsy hitarozaka, fanagejana ho kely mba tsy ha-ka toerana be: Tsara fintina…tohiny
Fintinina: (fintina) mt. ih. (fintino): Gehezina na terena mba tsy hiborabora, hakelezina ny habe: Fintino tsara…tohiny
Fiobonobona: (obonobona) a.: Fomban'ny lamba miobonobona, izany hoe mibontsina eny am-pitafiana azy.
tohiny
Fiobonobonana: (obonobono) a.: Fanabontsinana ny lamba tafina.
tohiny