Litera f
Fikaretsaka: (karetsaka) a,: Fomba entina mikaretsaka, izany hoe mandeha haingana dia haingana, mitsoriaka.
tohiny
Fikarohana: (karoka) a.: Fitadiavana fatratra: Tsy hainao vinanina ny fikarohako satroka bonetra eran'ny mangazay.…tohiny
Fikasana: (kasa) a.: Fanampoizana, fisainana mialoha, fitetehana: Fikasanaan'olombelona, fa ny didy an'Andriamanitra.…tohiny
Fikasihana: (kasika) a.: Fampandalovana ny tanana amin' ny..., fisafosafoana.
tohiny
Fikasihana: na Fikasihandokanga a,: Hazo lavalava kely misy vombon-tsoavaly nohenjanina, izay akasika somary tarihina…tohiny
Fikasikasiana: (kasy) a.: Fisehoana ho jejojejo,
tohiny
Fikasikasy: (kasy) a.: Toetran' ny olona kasikasy, jejojejo,
tohiny
Fikasohana: (kasoka) a,: Fisafoana, fandilorana.
tohiny
Fikatonana: (katona) a.: Firindrinana.
tohiny
Fikatrahana: (katraka) a: Fanenon'ny zavatra mikepoka midona amin'ny hafa.
tohiny
Fikatraka: (katraka) a.: Toetran'ny zavatra mikatraka, izany hoe mikepoka midona amin'ny hafa.
tohiny
Fikatraoka: (katraoka) a: Toetran'ny zavatra mikatraoka, izany hoe mipoapoaka toy ny fandehan'ny soavaly na ny kiraro…tohiny
Fikatrohana: (katroka) a.: Fipohana, fidonana: Nahatsirauina ny fikatrohan'ilay fiarakodia tamin'ny tamboho rary…tohiny
Fikatroka: (katroka) a,: Fomba entina mikatroka, izany hoe mipoka, midona; na miady, mikaona; na miasa mamianatra…tohiny
Fikatsahana: (katsaka) a.: Fitadiavana mafy, faniriana hahazo: Ny fikatsahana diplaoma.
tohiny