Litera f
Fijafajafana: ('ara, jafajafo) a.: Fitomaniana mafy, fitsirrjatsinjahana sady fikiakiahana.
tohiny
Fijahidiana: (jahidy) a.: Tsy fitenenana firy, tsy fisariahana firy amin'olona.
tohiny
Fijaijaiana: (jay, jaljoy) a.: Fiandranandranana, fiavonana, fiedinedenana,
tohiny
Fijaijay: (jay, jaijay) a.: Fomban'ny olona mijaijay, izany hoe miandranandrana, miavona, miedinedina.
tohiny
Fijaikoana: (jaiko) a.: Fanatonana moramora mitsaltsaika mba tsy hanaitra.
tohiny
Fijaingijaingena: (jaingy, jaingijaingy) a.: Fandehanana mirepirepy toa miahotrahotra na marary; famindrana toa mitsipitsipika.…tohiny
Fijaingijaingy: (jaingy, jaingijaingy) a.: Fandeha mixepire-Py toa miahotrahotra; famindra toa mitsipitsipika.
tohiny
Fijajajaja: ('alto jajojaja) a,: Fitomany, fikiakiaka mafy milelalela.
tohiny
Fijajajajana: (Jaja, jajajaja) a.: Fitomaniana, fikiakiahana mafy milelalela.
tohiny
Fijajirihana: (jajirika) a.: Fijoroana mitsangana tsara tsy mihetsika, fitsanganana miandry ela: Naharitra adiny iray…tohiny
Fijajirika: (jajirika) a.: Fomba fijoroana tsara tsy mihetsika,
tohiny
Fijaka: (jaka) a.: Fomba famaliana ny fanasan-kavana hijaka (hihinana ny jakan'ny Fandroana).
tohiny
Fijakojako: (jako) a.: Toetran' ny olona manify mitezotezo.
tohiny
Fijakojakoana: (jako) a.: Fahalavana manify mitezotezo.
tohiny
Fijakoko: Fijakoretra (jakoko, jakoretra) a.: Fomba entina mijakoko, mfjakoretra, izany hoe mitakoko manjoretra…tohiny
Fijakokoana: Fijakoretana (jahoko, jakoretra) a.: Fitakokoana manjoretra toa feno eritreritra,
tohiny
Fijalajala: (jalajala) a.: Toetran' ny zavatra (hazo, trano...) manerinerina.
tohiny
Fijalajalana: (jalajala) a.: Havoana na halavana be manerinerina, mijoalajoala.
tohiny