Litera f
Famakitakotra: a. : Karazan-javamaniry.
tohiny
Famaky: (vaky) a. : Fomba entina mamaky. ? Karazam-piasana vy misy tahony hazo, izay atao hoe zarany, amakiana…tohiny
Famalana: (valana) a : Fomba entina mamalana, izany hoe mampidina manaraka ny fanfandehan' ny rano, na mandiso…tohiny
Famalanana: (valana) a. : Fampivalanana.
tohiny
Famalanana: (ualana) a : Fandefasana hanaraka ny rano ) fandroahana, fampihatahana lavitra ) fanasiana fandairandoko…tohiny
Famalavala: (valavala) a.: Fomba entina mamalavala, mitoraka na manakipily valavala.
tohiny
Famalavalana: (valavala) a. : Fanakipilizana valavala ; famangovangoana.
tohiny
Famaliana: (valy) a. : Fanomezana valiny; fanomezana (zavatra) ho setriny; fanomezana valin-teny tsy amim-panajana.…tohiny
Famalona: (valona) a : Fomba entina mamalona na mamoritra (zavatra) atao milamina tsara. ? p. t.: Azo avàlona.…tohiny
Famalonana: (valona) a. : Famoretana (zavatra) atao mi-lamina tsara.
tohiny
Famalongana: (valongana) a. Fomba entina mamalongana, izany hoe mampivangongo, na mampidaboka amin'ny tany, na mivarotra…tohiny
Famaly: (valy) a. : Fomba entina mamaly. ? Fanomezana valin-teny tsy amim-panajana : Aza be famaly eo ianao.…tohiny
Famanavana: (vanauana) a. Toetran'ny zavatra mivanavana, misokatra mitanatana.
tohiny
Famanavanana: (vanauana) a. Fanokafana mitanatana be.
tohiny
Famandirana: (uanditra) a Fampivohirana mitsoriaka lavalava,
tohiny
Famanditra: (vanditra) a. Fomba entina mamanditra, mampivohitra. ? p.t.: Azo avanditra.
tohiny
Famandrahana: (fandraka) a. Fandoahana amin'ny fandraka j famelezana, fanaratsiana.
tohiny