Litera f

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Faneno: (neno) a,: Feon'ny zavatra maneno: Mahafinaritro ny fanenon'it9 armonia it9. Ahitsio
Fanenoalina: a.: Anaran-kafa iantsoana ny angelinkary, Ahitsio
Fanenoana: (neno) a.: Famoaham-peo (Fiteny amin'ny biby na zavatra). Ahitsio
Fanenomana: (tenona) a.: Fanaovana lamba amin'ny fampidipidirana ny kofehy izay mitsangana (tenany) sy mitsivalana (fahany). ~ Fitaovana entina manenona. Ahitsio
Fanenona: (tenona) a.: Fomba entina manenona. e p, t : Azo tenomina. Ahitsio
Fanenterana: (hentitra) a.: Fanapahana zavatra tsy misy romoromo mitazona azy intsony, fanapahana tarangana. Ahitsio
Fanentina: (tentino) a,: Flamba entina manentina, na manisy tentina. • p. t.: Azo tentenana. Ahitsio
Fanentitra: (han titra) a,: Fomba entina manentitra na manapaka tarangana. ? p. t.: A-zo tapahina tsy asiana romoromo mifanona. Ahitsio
Fanentohento: (hentohento) a.: Fomba entina manentohento, mampisentosento, manondro-bidy. Ahitsio
Fanentohentoana: (hentohento) o.: Fampisentoana; fanaovana lafo loatra. Ahitsio
Fanentsenana: (tsentsina) a.: Fanampenana, famempenana. Ahitsio
Fanentsina: (trentsina) a.: Fomba entina manentsina, manisy tsentsina. • p, t.: Azo tsentsenana. Ahitsio
Fanerahera: (herchera) a.: Fomba entina manerahera, mampiandry ela. ?p:t: Azo heraheraina, ampiandrasina. Ahitsio
Faneraherana: (herchera) a.: Fampiandrasana ela, fangatahana andro lava. Ahitsio
Fanerakerana: (kera) a: Fanasaratsarahana, fandantolantoana, fanamboarana. Ahitsio
Fanerakere: (kerakero) a.: Fomba entina manerakera, manasaratsaraka, manamboatra. Ahitsio
Fanerana: (ara) a,: Fanelanelanana ataon'ny mpividy sY ny mpivarotra. 1 Fifampiraharahana ataon'ny mpanelanelana hitaona vehivavy iray hisakaiza amin'ny lehilahy iray. Ahitsio
Fanerana: (serana) a.: Fomba entina manerana, mandalo eo anoloan'olona. Ahitsio
Faneranana: (serana) a.: Fandalovana eo anoloan'olona. Ahitsio
Fanerohero: (herohero) a.: Fomba entina manerohero, manakorontana. ? p.t.: Azo heroheroina, korontanina. Ahitsio