Litera f

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Fanemporana: (sempotra) a.: Fanaovana izay hahasempotra; fandentehana ao anaty fahasahiranana. Ahitsio
Fanempotra: (sempotra) a,: Fomba entina manempotra, mahatonga tsy avy miaina. Ahitsio
Fanenahena: (henahena) a.: Fomba entina manenahena, mitana, mitazona amin-kiry. Ahitsio
Fanenahenana: (henahena) a: Fitanana, fitazonana aminkiry. Ahitsio
Fanendrasendra: (sendrasendra) a.: Fomba entina manendrasendra, maminavina ara-keviny. Ahitsio
Fanendrasendrana: (sendrasendra) a.: Faminavinana axakevfny; fametrahana akoholahy eo anoloan'ny akoholahy iray hala mba hahitana raha te hiady marina ilay voalohany. Ahitsio
Fanendrehana: (endrika) a.: Fandravahana, fampihaingoana. Ahitsio
Fanendrikendrehana: (endrikendrika) a: Filazana ho nataon'ny hala ny ratsy tsy nataony, fanosoran-dratsy; fanombotombohana. Ahitsio
Fanendro: (tendro) a.: Fomba entina manendro, mitsangantsangana eny an-tendrombohitra mba hanao fitondrantena ratsy. Ahitsio
Fanendry: (tendry) a.: Fomba entina manendry. ? p.t.: A-zo tendrena. Ahitsio
Fanenenana: (nenina) a.: Alahelo ao am-po noho ny ratsy natao, omban'ny fikasana tsy hanao intsony amin'ny ho avy. Ahitsio
Fanenerana: (tenitra) a.: Fanesoana, fanebahana. Ahitsio
Fanenina: (nenina) a.: Fomba entina manenina, malahelo amin'ny ratsy natao. Ahitsio
Faneninkenenana: (keninkenina) a.: Fandaminana, fampirimana. Ahitsio
Faneninkenina: (heninkenina) a.: Fomba entina maneninkenina, mampirimpirina na mandamindamina. • p. t,: A-zo alamina, ampirimina. Ahitsio
Fanenitra: (tenitra) a: Fomba entina manenitra, maneso, manaraby. Ahitsio
Fanenitra: (tenitra) o.: Fanebahana, fanaovana tsinontsinona, fanatsizarizariana. Ahitsio
Fanenitra: na Takolapanenitra a.: Bibikely toy ny masomby maro mitohitohy mainty sy vony ny kibony ary misy fi-Io manindrona ery an-tendrony. Ahitsio
Fanenjana: (henjana) a.: Fomba entina manenjana, misintona mba ho henjana. ~ p. k: Azo henjanina. Ahitsio
Fanenjanana: (henjana) a.: Ffsintonana mba ho henjana, faninjirana: Fanenjanana tady. / Fonenjanon-tsandry, 1 H,o,: Fanamparana hery. Ahitsio