Litera f

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fitaboroahana: (taboroaka) a.: Fivoahana ambadiky ny lava-ka. tohiny
Fitaboroaka: (taboroaka) a.: Toetran'ny zavatra mitaboroaka, mivoaka any ambadiky ny lavaka. tohiny
Fitaborobahana: (taborobaka) a.: Fahagorobahana. tohiny
Fitaborobaka: (taborobaka) a,: Toetran'ny zavatra mitaborobaka, gorobaka, loaka tanteraka. tohiny
Fitabotetahana: (tabotetaka) a.: Fipetrahan-javatra mitabotetaka, izany hoe mifotetaka amin'ny fanambaniny. tohiny
Fitabotetaka: (tabotetaka) a.: Toetran'ny zavatra mitaboretaka, izany hoe mipetraka mifotetaka, tsy miarina tsara…tohiny
Fitadiavana: (tady) a.: Fizahana na fizahavana; fikarohana: Sarotra ny fitadiavana raharaha amin'izao fotoana izao.…tohiny
Fitadidiana: (tadidy) a.: Fahatsiarovana. tohiny
Fitadidy: (tadidy) a.: Fomba entina mitadidy na mahatsiaro: Asiana vona kely ny lambany: izany no fitadidin' ny…tohiny
Fitady: (tady) a.: Fomba entina mitady, mikaroka, mizaha: Tsy toy izao no fitady zavatra ao anaty mololo e!…tohiny
Fitady: (tady) a.: Toetran'ny zavatra vita tady. tohiny
Fitafa: (tafa) a.: Fomba entina mitafa, izany hoe miresaka lavareny toa entina mandany andro. tohiny
Fitafasiriana: (tafasiry) a.: Fanaovana tafasiry na resaka mahasoa, firesahana mahasoa. tohiny
Fitafasiry: (tafasiry) a.: Fomba entina mitafasiry na manao resaka mahasoa. tohiny
Fitafiana: (tafy) a.: Fitondrana lamba handrakofana ny te-na: Ny fitafiana lamba arindrano, hono, taloha dia nitorY…tohiny
Fitafiiafy: (tafitafy) a.: Toetran'ny varavarana mitafitafy na mivoha kely tsy mirindrina tsara: Reko daholo ihany…tohiny
Fitafitafiana: (tafitafy) a,: Fivohan'ny varavarana mivoha sasaka. tohiny
Fitafo: (tafo) a,: Toetran'ny trano mitafo, tohiny
Fitafoahana: (tafoaka) a.: Fahafenoana be loatra ka mihoa-pefy; famorivoriana, fandroatana, fisafoahana. tohiny
Fitafoaka: (tafoaka) a.: Toetran'ny rano mitafoaka na feno mila hihoatra, na mamorivory. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0413