Litera f

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Firifiry: (firy) p.t.: Be dia be, sesehena: Firifiry akory no mbola tsy mahalala ny hasoan'ny teny malagasy? tohiny
Firifiry: (firy) a.: Hatsiaka manaikitra aoka izany. - t.i.f.: firifiriana / mamirifiry. tohiny
Firihana: (rihana) a.: Toetran' ny rihana, ny ngorodona. tohiny
Firijarija: (rijariJa) a.: Toetran' ny olona na ny hazo mirijarija, izany hoe avo tsars bika. tohiny
Firikarika: (rikarika) a.: Toetran'ny taolana miranirany. tohiny
Firimodrimotana: (rimodrimotra) a.: Fialana amin-katezerana sady mirintona. tohiny
Firimodrimotra: (rimodrimotra) a.: Fomba entina mirimodrimotra, na miala mixintona amin-katezerana. tohiny
Firimorimo: (rimorimo) a.: Toetran'ny zavatra mirimorimo, na miezaka mihazakazaka. tohiny
Firimorimoana: (rimorimo) a.: Fiezahana mihazakazaka, fisafoahana; fifiohana. tohiny
Firina: (firy) mt.ih. (firio): Zaraina firy?: Hofirina it9 amalona ity? tohiny
Firina: (firy) p.t.: Mangatsiaka. tohiny
Firindra: (rindra) a.: Filamina, filanto. tohiny
Firindrina: (rindrina) a.: Toetran'ny varavarana mirindrina, izany hoe mikatona. tohiny
Firindrinana: (rindrina) a.: Fikatonana. tohiny
Firinga: a.: Fivalanana, tay, diky. a Firingan-delo: lelo maina mitakosina eny amin' ny takolaka; be lelo, paka…tohiny
Firingana: (ringana)a.: Toetran' ny zavatra miringana, miripaka, voa na maty daholo tsy misy miangana. tohiny
Firinganana: (ringana) a,: Ny fandravana, fandevonana, fandripahana. tohiny
Firingiringiana: (ringiringy) a.: Fiteronteronana amin'ny toerana avo; fiavonavonana, firehareham-poana tohiny
Firingiringy: (ringiringy) a.: Fomba na toetran'ny zavatra miringiringy, izany hoe miteronterona amin'ny toerana avo,…tohiny
Firintona: (rintona) a.: Fomba entina mirintona, na miala tampoka an-katezerana. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0292