Litera f

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fipetaka: (petaka) a.: Toetran' ny zavatra mipetaka aminjavatra hafa. tohiny
Fipetrahana: mibahan-toerana noho ny hatezerana. tohiny
Fipetrahana: (petraka) a,: Fitombenana: Mahavo azy ny fiPetrahan'ny alika noho ny fitsanganany. ~ Fitoerana: Aiza…tohiny
Fipetraka: (petraka) a.: Fomban'ny olona mipetraka. tohiny
Fipiahana: (piaka) a.: Fahatapahan-javatra. tohiny
Fipiaka: (piaka) a.: Fomban'ny zavatra mipiaka, tapaka. tohiny
Fipihana: (pihana) o.: Fipitihana; fialana; fandosirana. tohiny
Fipika: (pika) a.: Toetra na fomban'ny zavatra mipika, mipitika na miala. tohiny
Fipiriritana: (piriritra) a.: Fifantsitsirana; fivalanana betsaka sady mifantsitsitra. tohiny
Fipiriritra: (piriritra) a.: Fomba entina mipiriritra, na toetran'ny olona mipiriritra, izany hoe mifantsitsitra,…tohiny
Fipiritihana: (paritaka) a.: Fipitihan'ny fotaka amin'ny zavatra iray, tohiny
Fipiritika: (paritaka) a.: Toetran'ny zavatra mipiritika, izany hoe mipitika amin'ny.. tohiny
Fipisopiso: (Piao) a.: Fomba entina mipisopiso, na miantso ny saka amin'ny teny hoe "pisopiso", tohiny
Fipisopisoana: (piso) a.: Fiantsoana ny salas amin'ny teny hoe "pisopiso", tohiny
Fipitihana: (pitika) a.: Fiendahana na fialana avy amin' ny zavatra iray; fialana tampoka dia mitsambikina. tohiny
Fipitika: (pitika) a.: Toetran' ny zavatra mipitika, izany hoe miendaka na miala avy amin'ny zavatra iraY, miala…tohiny
Fipitrapitra: (pitrapitra) a.: Fomban'ny maso mipitrapitra, izany hoe miiery amin' ny maso mampalahelohelo na mangaihay:…tohiny
Fipitrapitrana: (pitrapitra) a.: Fijerena amin'ny maso manrpalahelohelo fa mangaihay. tohiny
Fipitripitrihana: (pitripitrika) a,: Fipoapoahana, firefodrefotan'ny menaka rotsahana zavatra endasina, tohiny
Fipitsohana: (pitsoka) o.: Toetran'ny taolana folaka, mioritra; fahatapahana; fahasimbana. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0336