Litera f

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Filoha: (loha) a.: Olona nofidina na notendrena ho lehibe sy mpitarika fikambanana _ iray na firenena na antoko:…tohiny
Filohalohana: (loha) a,: Fihamboana ho lohany, fisehoana ho mandidididy ny hala. tohiny
Filoka: (loka) a.: Fomba entina miloka, na mifanamby vola. tohiny
Filoka: (loka) a.: Fomba entina miloka, na mitora-defona. tohiny
Filokana: (loka) a.: Filalaovana vola, filalaovana amin'ny fifanambazana vola. tohiny
Filoko: (boko) a.: Toetran'ny zavatra miloko, tohiny
Filokoana: (boko) a.: Toetran' ny zavatra midity. tohiny
Filoloha: (loha) a.: Fomba entina miloloha. • p. t.: Azo lolohavina. tohiny
Filolohavana: (boha) a.: Fitondrana zavatra eo ambon Io-ha; fanampiana, fanohanana havana sahirankirana; f isahanana…tohiny
Filomano: (lona) a.: Fomba en-tins milomano. tohiny
Filomanosana: (lona) a.: Fisosana amim-pahaizana ao anaty rano. tohiny
Filomodomorana: (lomotra) a.: Fisehoana sosotsosotra, kitokitoina. tohiny
Filomodomotra: (lomotra) a.: Toetran'ny olona milomodomotra, na sosotsosotra, kitokitoina. tohiny
Filona: (lona) a,: Fomba entina milona. tohiny
Filondolondo: (londolondo) a.: Toetran'ny olona na ny maso milondolondo, na sorisorena, mavesabesatra toa ta hatory.…tohiny
Filondolondoana: (londolondo) a.: Fahasorisorena, fahavesabesaran!ny maso toa ta iratory. tohiny
Filongoana: Trano filongoana (bongo) a.: Trano fivoriana mangingina hanaovana tetidratsY. tohiny
Filonjehitra: (bonjehitra) a.: Toetra na fomban'ny hazo izay mitanondrika ny lohany noho ny voany manindry azy. tohiny
Filonjerana: (lonjitra) a.: Fisehoana trotraka, osa, malemy. tohiny
Filonjitra: (lonjitra) a.: Toetran' ny olona milonjitra, osa, reraka. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0271