Litera f

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fikotehana: (kotika) a.: Faharotehana. tohiny
Fikotika: (kotika) a.: Toetran' ny zavatra mikotika, na rotika. p. t,: Azo kotehina. tohiny
Fikotona: (kotona) a.: Fomba na toetran'ny zavatra mikotona, izany hoe mifanety, mifanizina fatratra. tohiny
Fikotonana: (kotona) a.: Fifaneten-doatra, fihanizinana fatratra. tohiny
Fikotra: a: Fakofako na korontan-javatra maloto. tohiny
Fikotrakotrahana: (kotrakotraka) a.: Fangotrahana, fandevezana miketriketrika. tohiny
Fikotrana: (kotrana) a.: Fomban'ny olona mikotrana, na mifampipoka, mifanditra, mitabataba. tohiny
Fikotranana: (kotrana) a.: Fifampipohana, fifandirana, fitabatabana. tohiny
Fikotrefahana: (kotrefa, kotreā€¢ faka) a.: Fandringana, fikotringana. tohiny
Fikotrefaka: (kotrefa, kotrefaka) a.: Fomban'ny olona mikotrefaka, na mandringa. tohiny
Fikotrehana: (kotrika) a.: Fambomban'ny reniakoho ny atody mba hanafana azy ka hahafoy azy. tohiny
Fikotretrehana: (kotretraka, kotretrika) a.: Fitomaniana lava, fodiana mitomany. tohiny
Fikotretrika: (kotretraka, kotretrika) a.: Fomban'ny zaza mikotretrika, izany hoe mitomany lava na mody mitomany.…tohiny
Fikotrika: (kotrika) a.: Fomba entina mikotrika, izany hoe mambomba ny atody mba hahafoy azy. tohiny
Fikotringa: (kotringa) a.: Fomban'ny olona mikotringa. tohiny
Fikotringana: (kotringa) a,: Fitongilanam-pamindra, fandringana. tohiny
Fikotrohana: (kotroka) a.: Fipoahana: Fikotroha-nify (enti-milaza fijaliana tsy eran-tany ka mahatonga fangovitan'…tohiny
Fikotroka: (kotroka) a: Toetran'ny zavatra mikotroka, tohiny
Fikotsaba: (kotsaba) a.: Fomba entina mikotsaba, izany hoe mandeha ao anaty rano na hotsaka. tohiny
Fikotsabana: (kotsaba) a.: Fampamoahana feo ny rano amin'ny fitsabahan'ny tongotra. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0418